hietsika sa tsy hietsika an o eo eo eo ,oooeeee

1. xxx3 ( 04/01/2010 21:49)
efa vita iny ny AGOA ,hiandrasana ny hikatonan zone franche izay mahatratra 40000ny mpiasa direct,
very koa ny 10em FED mitentina 650millions d'euros
vita koa MCA izay mitentina 120dollars
navela fotsiny ny fandraisany ny union africaine teto amintsika sy ny OIF izay marihiko fa miteraka fampidiram bola hoan'ireo mpandraharaha toy ny hotel sy ny sisa
novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:14
2. fijo ( 04/01/2010 21:55)
an an aza mihetsika izany fa kalma fotsiny e,sarlakely anie ka maimbo vava be e,vao misokatra io ,de vita eo nareo.
3. mitapiwui ( 04/01/2010 22:10)
efa nidina ny ppn ,izao dia hoe 4OOar ny kilao ny vary any jangil nefa marovoay a peine 40km
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=32560
4. fijo ( 04/01/2010 22:18)
aleo hanao wa fa nitady ka mahita izao
5. pikatti ( 04/01/2010 22:29)
efa navoaka indray ny blindé eran'ny tanàna , mailo @ ratsy hataony ihany ry mpandroa isany tony
Ry zalahy isany be resaka tsy mahavoky i Ratsy Iraka ndray ty no mamahana vary sy kitoza , very elah rajojo
6. bekafara ( 04/01/2010 22:38)
aza mahita volana alohany biby eo ialahy ry pikatti an ,ialahy eo am body ecran tsy mahita izay aty @ tanana akory be wawa eo,sa posiposy eny isotry ve no lazain 'ialahy blindé e :-D :-D :-D
7. pikatti ( 04/01/2010 22:51)
:-D :-D :-D :-D :-D
ty lesy ry
le 04 janvier 2010
Antananarivo 18h00 :
Quelques blindés seront convoyés vers Antananarivo dans la soirée en raisons d’informations concordantes sur l’éventualité de troubles dans la capitale. :-D :-D :-D
8. bekafara ( 04/01/2010 22:58)
posiposy sy sarety no hitan ilahy dia lazain'ialahy fa blindé,mba aiza koa izany source izany sa le 24H.mg ve :-D :-D :-D
9. pikatti ( 04/01/2010 23:14)
:-D :-D :-D :-D dilizansin'i Lemizo lesy a
10. diloo ( 05/01/2010 09:14)
ny tetik'adin'ny reny malala , dia ny pion-ny i PING no piloteny rahampintso any @'ny réunion ny GIC hitadiavana hevitra,angambany,ho légalisena an'i AR.Koa dia ho hita eo indray ny vokany.Hanaiky an'izany ve i Chissano sy ny SADC?
Ao @'ny Times of Mada no nahitako io hypothèse io.
11. terrywui ( 05/01/2010 16:29)
aza mahita volana alohany biby eo ialahy ry pikatti an ,ialahy eo am body ecran tsy mahita izay aty @ tanana akory be wawa eo,sa posiposy eny isotry ve no lazain 'ialahy blindé e
tena mahamay mihitsy rapique ato zany hanaovandry lerony azy klééé !! fa innn ndray zany posin'isotry lazainlah fda blindé zany lty a?? ngah tsy hainlah ny manavaka anreo le ? jereo tsara le izy letsy vao alefanlah eto zany ny sariny a! zao elah ty petsa amin'io blindé anlah io hin hin hin hin hin :-D :-D :-D :-D :-D
12. ndotofetsy ( 05/01/2010 19:59)
tsy mahazo mihetsika raha tsy zany de pan pan pan vaky ny diska
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. fijo ( 05/01/2010 21:14)
aefa nihetsika nandihy taminn'y 31 de vizana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1077