mba asio zon'olombelona ihany eto am serasera

1. terrywui ( 01/01/2010 21:17)
Rahery a! zao ve de mbo mety leee..! tena fanaovana tsinotsinnn ny PS nay mitsy zao Rahery fa mba mihetseha nareo manala sy manaisotra ze olona kosoa nanao an'io e!
http://avatar.serasera.org/9d25305725a1d48236e03a6ff69f7c38.jpg


tena tsy rariny klééé....!! eny eee! tsy maninnn anefa fa mandefitra ah zao io an ???..... sao de refa mba manao ndray ny olona de be taraina be eo nareo TIM oe io ndray wuiwui fa manao anzao sy zao ...! tsy niteny ah zao io nasin'i TIM sary votany kely oe oui oui ! haiko tsara anefa fa i NOUE na i Ifiona no nandfefa an'io ! fa miomana tsara
novalian'i ouioui ny 06/01/2010 20:03
2. ramosekely ( 01/01/2010 21:31)
bonne annee lesy wiwi an ,ary aza dia mafana fo be loatra ise fa ny taona vao2,mitonia tsara ihany :lol:
3. cyril ( 01/01/2010 21:48)
Tratran'ny taona é!!!Ntsoooo nataonareo inona ary i ouioui :roll:
4. ndotofetsi ( 01/01/2010 21:52)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) toneno ny fo =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. terrywui ( 01/01/2010 22:55)
ary s ao de mba elah batista no nanao an'io oui oui fopla kely ratsy be io :evil: :evil: :evil: :evil: na elah io zany na ifiona na i Noue na i Mirana ....!! :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
6. terrywui ( 01/01/2010 23:10)
O lty rapique sy batista , sy feticon , razoanx a..! ahoana le kozy à gogo crocodile masaka ve sa ahoana fa tonga ihany ty ny taona vaovao ...!!
7. fozabe ( 02/01/2010 12:00)
bonne annee lesy wiwi an je t'aime :-* :-* :-*
fianakms ihany
8. dadabe ( 02/01/2010 17:44)
nataon'oll inn tao ndray ra ouii ouii le :-D
9. wxxx ( 02/01/2010 22:10)
Mody mampalahelo eo indray ialahy terrywui=ouioui,tsy afaka eo ialahy aloha e,ataon'i milamim minana TSARA toi raha tratrany :twisted:
Bonne année ry bekoretaka a
10. dadabe ( 03/01/2010 06:34)
:-D :-D
11. fijo ( 04/01/2010 20:35)
tratry ny taona letsy wiwi an,malaza koa anie letsy io sarin'ialahy io e.ny zanako iza efa fan be ato kleu leu
12. mitapipi ( 04/01/2010 22:38)
Hay ve i ouioui manan zou e :-D :-D :-D :-D
hatramin'oviana ndray zany :-D :-D :-D
13. fijo ( 05/01/2010 21:24)
manomboka izao ka
14. pikatti ( 06/01/2010 07:11)
Mody mampalahelo eo indray ialahy terrywui=ouioui,tsy afaka eo ialahy aloha e,ataon'i milamim minana TSARA toi raha tratrany
Bonne année ry bekoretaka a

Kobo ndray zany elah ry beranomaso :-D :-D :-D
15. ouioui ( 06/01/2010 20:03)
Hay ve i ouioui manan zou e
hatramin'oviana ndray zany
=)) =)) =)) =)) petsa i wiwi dia mitomany zou a zou :-$ =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0518