Arabo Tena ratsy saina

1. jarifa ( 29/12/2009 09:18)
Aty Abu-dhabi za no mipetraka ary miara miaina amin'ireto Arabo ireto ary tena ratsy saina mihintsy r'ilay maty.
sady naheno za fa hoe hisy koa ny recrutement ao Dago andeha aty Arabic
tonga dia manafatra za hoe raha tsy mahay miteny Englais na Arab aza mankatia fa mihoatra ny any Liban koa aty sao ka hijaly fotsiny aty ianareo sady za tena tsy mbola nahita gasy taty mintsy nefa ef 3mois za no tonga taty.
novalian'i jarifa ny 04/02/2010 04:59
2. AndriambyII ( 29/12/2009 10:16)
Ajedaky ry zalahy any @ takotakona any foana rehefa tsy arabo mitovy aminy . Ohatry ny nataon' i Saddam hussein .Ny arabo foana !!!Tss na ny dokotera arabo aza manao traffic d' organe koa !!
3. Veloo ( 29/12/2009 13:52)
Za aloha dia matahotra ny ande any mihitsy e hihihii
4. jarifa ( 30/12/2009 03:58)
Salama daholo e!
Izaho anie tsy miteny na mampatahotra anareo hoe aza makaty e, fa mianara englais tsara dia tsy maninona fa tongava sady izaho koa aty tsy misy namana, ireo vehivavy mpiasa an-trano no tena tenenko fa raha cadre indray ianao tsy maninona fa mila manindry kely azy fotsiny dia matahotra anao indray ry zalahy. ny Philippin izao no efa mameno ny tanana aty fa dia vendeuse daholo no ataony fa vitsy no manao labona.
Samy ho tratry ny rahampitso daholo eeee :P
5. Seeno ( 30/12/2009 06:33)
za atao namana rah ts mann naman eanao e! saing za at dago de ba afaranao sa v ts met zan e?
Met tsar kouh zan an abu dhabi zan eh, sa ianao efa manabady?
valio fa miandr e! d alefako eo ian n coordonneko rah vonnona sad ianao itak fa ts rats sad ts hanenn ianaor rah iark'@ko fa za sad tav no volon e!
sad tsar fanah no tsar fitondra-ten
alaivo aho e! hanark'anao e! (l) (l) (l) :* :* :*
6. jarifa ( 30/12/2009 09:05)
Aiza kosa ry Seeno a!
tsy milay anie zany matavy sady be volony izany e! hihihi
Volon'ina lo ilay izy e?
Omeo ny coordnao fa alefako ny Billet nao dia maka Posse port fa ilaiko mihintsy izany e! raha vao tonga aty ianao dia tonga de asiako zanany an hihihi miandry za!
7. Seeno ( 30/12/2009 09:38)
Ataov rska serieux le iz ah! asinao zannan @ahon kouh e?
sad za ts oe matav za f'@ antonn e!
za ar lan olo'manja foan,ts hanenn enao, ten sarnao v io aloh sa nijamina, rah ten enao io d ity n mail'akoh eh "izaimitonatonn_makaty@yahoo.fr" miandr aho zan ! (l) (l) (l)
8. Lejoba ( 04/01/2010 12:27)
izaimitonatonn_makaty@yahoo.fr :?: :?: :?: :-D :-D :-D
d'efa tsisy atao ialahy ra-jarifa raha mbola hitonantonana @ izany sipa izany
tonga any io ahodin'ny arabo vao ny an'ialahy no be indrindra

maninona ary no tsy mety mivoaka ilay sary mitsipatsipaka iny? tsisy ihomehezana tsara
9. jarifa ( 05/01/2010 07:08)
za koa ry lesy tena tonga sainatampoka nefa ny billet efa lasa any ko, tsy azo annulena intsony, refa tonga aty indray izy ho hita eo ny anaovana azy e :@ :@
10. Seeno ( 05/01/2010 07:37)
(lejoba) az be fialonn :evil: :evil: :evil: , fa enao no ts te hitonatonn aty eo e! sao d ba t..... (l) (l)
za zao ef dian ^:^ ^:^ ^:^ ho any fa rha ts raikitra met ifandamn ian tsika kah =)) =)) =))
11. kotobekibo ( 08/01/2010 22:17)
:-D :-D :-D
12. niryna ( 10/01/2010 19:05)
Seeno:

za atao namana rah ts mann naman eanao e! saing za at dago de ba afaranao sa v ts met zan e?
Met tsar kouh zan an abu dhabi zan eh, sa ianao efa manabady?
valio fa miandr e! d alefako eo ian n coordonneko rah vonnona sad ianao itak fa ts rats sad ts hanenn ianaor rah iark'@ko fa za sad tav no volon e!
sad tsar fanah no tsar fitondra-ten
alaivo aho e! hanark'anao e! (l) (l) (l) :* :* :*



:D
13. jarifa ( 11/01/2010 05:38)
ka i Seeno ary efa tonga aty ko hihihihi @ manaraka indray e!
14. belakely ( 13/01/2010 07:52)
dia inona no idiran'ny fahasalamana amin'izany resaka izany? toa lasa jarifa sy seeno le izy, dia tohizo le tantara jarifa a!!!!!!!!!!
:lol: :lol: :^) :* :lol: :-D :roll: :roll: :roll:
15. jarifa ( 13/01/2010 08:09)
ka fahasalaman'ny vantana sy ny saina leizy e
ka i seeno ary alefa miverina any Dago fa kay sady sipa ratsy be no tsy mahay miteny anglais mihintsy dia tsy hitako izay ilana azy, nefa ilako azy mba mandeha miantsena,sns aleo fa alefako any aminao izy ry belakely a
16. belakely ( 17/01/2010 13:20)
ka sao tsy mahay mitaiza koa fa avelao izy ho any ihany, za nge mbola mila tezaina e!
17. ANARIM ( 21/01/2010 11:27)
za d gaga!
18. jarifa ( 23/01/2010 10:46)
Tsy azoko ilay mbola tazaina?
19. Proo ( 31/01/2010 11:51)
aza be :-@ :-@ e! fa tsy milay, sao dia tsy zaka le sipa de lazaina fa nalefa niverina e! sa tsy vaoloha ny frais! sao dia enao le ratsy be sy antitra be ka eto sisa no mba hany fialam-bolinao, =)) =)) =))
fa aiza anefa i seenou no tsy hita hanamarina izany e!, sa aoka ihany fa enao iany no manovanova pseudo eto ka manao izay hitiavan'olona anao, :-D :-D :-D , mipetraha tsara fa manimba ny hasiny vehivavy ny olona toa anao zao :evil: :evil: :evil:
20. xxx ( 31/01/2010 12:57)
Proo:

aza be :-@ :-@ e! fa tsy milay, sao dia tsy zaka le sipa de lazaina fa nalefa niverina e! sa tsy vaoloha ny frais! sao dia enao le ratsy be sy antitra be ka eto sisa no mba hany fialam-bolinao, =)) =)) =))
fa aiza anefa i seenou no tsy hita hanamarina izany e!, sa aoka ihany fa enao iany no manovanova pseudo eto ka manao izay hitiavan'olona anao, :-D :-D :-D , mipetraha tsara fa manimba ny hasiny vehivavy ny olona toa anao zao :evil: :evil: :evil:


Ianao no mihidia vava fa efa fantary ny olona eren-tany fa ratsy saina sy maimbo ny arabo!!! Hakombony ity vavav... fa maimbo eo koa raha mitohy izao!!!!
Ianao no mamorona ity pseudo sandoka sy tsy misy hatao toy ny lazainao, sinon, inn ity hatao eto isan'andro vaky tsy miasa, fa mi-surf hon izany?? Ndeha mi-surf any amoron-tsiraka raha tena milay fa tsy eto no manakombona ny fahafahan'ny hafa!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1883