tratry ny noely aby rankizy a! tsy teto fa mbol nisaona e

1. terrywui ( 28/12/2009 14:04)
De mirary fionona feno ho an'ny mpisera TGV rehetra eto e! de ho tsara levenana anie i Jacques Sylla ee!
------de mbola tratry ny NOELY aby koa ee! de samia mifety tratry ny taona e!
------ITY NY DADABE NOELIN'NY TIM hin hin hin hon hon hherherher!

http://www.youtube.com/watch?v=gIt18ZPAWME&feature=related
novalian'i ouioui ny 31/12/2009 10:22
2. terrywui ( 28/12/2009 14:38)
Mirary ry fiononana e! mitohy foana ny tolona , tohizanay fona ny tolona hamongorana ireto fanetriben'ny firenena mitady hanongampanjakana ireto ra syl a!

http://www.youtube.com/watch?v=6_oPjI0rPvI
3. Mirananirina ( 28/12/2009 17:11)
mitady hanongampanjakana
:roll: :roll: :roll: midelira ve sa.........iza no mpanonga-panjakana???????????????Tsy izaho aloha eh!
4. bacouli ( 29/12/2009 14:45)
Fa iza no trampahoriana raha tsy ny mpanogam-panjakana mbola ho avy ny tour-nao fa tsy taitra izay manimba firenena tsy maintsy voasazy, fa fahafatesana no tambon'ny ota !
5. terrywui ( 30/12/2009 11:18)
Fa iza no trampahoriana raha tsy ny mpanogam-panjakana mbola ho avy ny tour-nao fa tsy taitra izay manimba firenena tsy maintsy voasazy, fa fahafatesana no tambon'ny ota !
manao menace de mort anah ve ry TIM a? manana PA anakiroa ah aty ry bainn fa tongava enao a!.....tsy mataoatra ze TIM varimasaka kely mpamono olona zaahay e! iza ndray no hovonoin'ny TIM manaraka hoe ?
http://t3.gstatic.com/images?q=tbn:9A8HRR4Yc7Kf4M:http://www.francehiphop.com/datas/artistes/Assassin.jpg

http://t1.gstatic.com/images?q=tbn:8PJNgdXkD1lmzM:http://3.bp.blogspot.com/__
6. pikatti ( 30/12/2009 11:40)
midelira ve sa.........iza no mpanonga-panjakana??????????????

Tsy ampy dôzy rawix
7. terrywui ( 30/12/2009 11:43)
Voalaza teo :
mitady hanongampanjakana
midelira ve sa.........iza no mpanonga-panjakana???????????????Tsy izaho aloha eh!

Natory tsara ve alou i Mirana halina sa ahoana e????

fa iza zao Mirana no mpanongampanjkana mijoro tsara io zao aa??? hany iza ??
8. pikatti ( 30/12/2009 11:52)
Tratran'ny Noely koa aloha Mirana e, :-* :-* :-*
9. jarifa ( 31/12/2009 05:10)
Efa tratry ny farany indray izao ry zanak'i Dada a
TRATRY NY FARANY DAHOLO EEEEEEEEEE!
DIA MANAOVA..... MILAY BEEEEEEEEE!
10. ouioui ( 31/12/2009 10:22)
Masaka BE zany eeeee :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.06