Tô mety be am'ty hevitra Dévaluation ty tokoa raha ovaina ny anarambola dé atao hoe TGV ndray eh!! sa ahôna hoy nareo ???? asa aloha na h$otrinona ny sandany na hôtr'inona am'zay fa ny hitako atonony zao dé 1 TGV== 1 000 000 de ariary (am'zay 1 Euro==0,003 TGV), ao tsara mintsy... :P