mbola i tgv ihany aloha izao no
1. bazylou
(
23/12/2009 19:18)
maitre du jeu e. ny ambiny spekta lany bala daholo, vive tgv :-D :-D :-P :-P
répondu par ratahiana le 27/12/2009 14:50
3. terrywui
(
24/12/2009 10:16)
hoy zakilinn
Efa tsy izy intsony kà !
fa tedavinao ho iza ndray no favori amzao?
ze tim kely voatifitifitra lakrim lava efa sisampaty kely ireo ve ? hin hin hin hin hin
4. xxx3
(
24/12/2009 10:33)
i andry rajoelina no favori e ,efa namidiny tamin'ny la france ny firenenana
Madagasikara faha folo @ firenena mahantra indrindra
raha isany ireo firenana 5 nahitana fandrosoana teo @ lafiny ara toekarena teo aloha
resaka democratie nihembotra be mihitsy raha ny chiffre vao nivoaka
tsy nisy izay tsy nihembotra akoatrany asa ratsy sy ny tontakely mamaky trano @ andro atoandro,tsy ho voatery pro 8 akory vao mahita an'izany rehetra izany ,saingy indrisy mbola betsaka loatra ny tontakely .Bonne fete kand meme

7. ratahiana
(
27/12/2009 14:50)
Ra Favori rangahy ravalo tsy niala tamin'ny sezany a! Fa izy no tena vendrana sy ketrina ka mihevitra ny olona rehetra ho badolahy ka manaiky tsindriny amin'izay tiany hatao. Izany ve no mba filohan'i Gasikara kanefa Mambotry ny Firenena sy ny kil ao aminy, mangidy noho ireny krizy 2009 ireny no nampitondrainy ny kil nandritry ny fito taona be izao. Ohatra ana aloha dia tsy nahazo ariary tamin'izany banky mondial sy taytay kely isany e! Izy no matavy atoka isan'andro.