Tsy nisy Miaramila sahyni-executer ny Fanamborana an'i Zafy

1. kidoropamba ( 21/12/2009 15:51)
Ahoana ary izany ra-prezy à? Nahazo fanamarinana aho t@ antoandro teo fa tena nisy ny didy fanamborana an'ireo lehiben'ny andrimpanjakana notinapaky Maputo (Zafy, Fetison, Rakotovahiny, Mamy), omaly alina fa TSY NISY MIARAMILA SAHY NANAO EXECUTION NY BAIKO. Midika inona izany?

Efa tsy manaiky hanatanteraka baiko intsony izany ny miaramila satria mibaribary loatra ny antsonjay sy ny jadona?

Misy vaovao koa aninkeo maraina (fa mbola tsy ampy recoupement) ka tsy azo resahina eto aloha satria ny eveka Odon no nitarika azy (tsy ilay vaovao nisy an'i Mangalaza sy Zafy akory ity an).

Ahoana ny hiseho rahampitso? Hitifitra ve ny Fis arak'izay nolazain'ilay "COMADERA" (aie aie, nahazo medaly tampoka ary tena avo lery e kanefa nametraka ny BackBon an-dra8 no tena asa vita) t@ Antsiva teo SA ny vahoaka no afaka hametraka ireo izay hitondra ny kaongresin'ny tetezamita?

Tafaresaka kely t@ Vital koa androany fa dia hery very maina ny antsika zandry kely fa tsy hanao n'inon'inona ingahy kolonely retraity ity satria izy tsy hamono tena hoan'ny olona iray.
2. Toumba ( 21/12/2009 16:25)
efa vita lesy ny paika rakidoro oooo,matoa nisy an'ireo colonel sahy teny carlton efa mazava be fa misy fivakisana goavana eo anivon'ny tafika ,ary efa maro no tonga saina ,ary ny solution final aleo hisy ny ady,izay vao miditra i zafy @ CRN avy eo sa ahoana lesy kidoro
3. Toumba ( 21/12/2009 16:26)
ny fiverenan'i dada ihany na @ ra mandriaka aza tsy koi,avy eo misy ny election libre
4. ramosekely ( 21/12/2009 16:35)
tsy mety manao arrestation intsony ry sarla sy lelison fa matahoatra dia mody hoe convocation sisa ,aiza ary izy izany
5. vitamatavy ( 21/12/2009 17:54)
13h50 - Le palais de Mahazoarivo serait protégé par le RFI et des militaires qui ont annoncé que seul Eugène Mangalaza est reconnu par les CI selon les accords passés à Maputo et Addis Abeba. Le FIS tentera d'installer le nouveau premier ministre Camille Vital, l'atmosphère est tendu, le corps de la gendarmerie devrait s'interposer au FIS aussi face à cette tentative.
OLLALALALALALALALALALALA

6. dadabe ( 21/12/2009 18:09)
:-w :-w
7. yukaa ( 21/12/2009 20:11)
Kidoro :* :* :*
8. zoam ( 21/12/2009 22:28)
source : midi Madagascar

Itaosy
Réunion des militaires légalistes

Une faction des militaires, partisans de l’ancien président Ravalomanana ont multiplié les réunions secrètes ces derniers temps. Et ce, bien malgré les appels à l’unité des Forces armées lancés dernièrement par les hauts responsables au sein de la Grande muette. De source concordante, une réunion des militaires légalistes a eu lieu hier du côté d’Itaosy. Aucune information sur cette réunion secrète n’a été divulguée. L’on nous a juste indiqué qu’ils étaient tous en tenue civile. Il convient de noter également que quelques jours avant la déclaration faite par les six Colonels à l’hôtel Carlton la semaine dernière, de pareilles réunions se sont tenues notamment à Itaosy et aux 67ha.

Davis R
9. swann ( 22/12/2009 10:35)
YUKAA ______manorokoroha tsara an'i kidoro eo ty ry Yuka fa ivadihan'ileio tampoka eo vao mitsoaka be otran'i Miranirina le nampitaorin'i kidoro ndray andro iry iny ...!! zavatra bandy tsy mena mivadika ,tsisy hazondamosina , miteniteny foana ze azon'ny vavany rehefa avy manamaina , :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
10. fijo ( 22/12/2009 22:10)
vaovao avy aiza io ry vitamatavy???
11. ndotofetsy ( 22/12/2009 22:34)
tsisy sahy nanamboatra an i zafy le miaramila fa tsy nisy pelaka hon hon hon

=)) =)) =)) =)) =)) =))
12. dadabemirana ( 23/12/2009 07:11)
I patrick2002 :-D :-D
13. dangytsmaty ( 23/12/2009 08:14)
ndotofetsy:

tsisy sahy nanamboatra an i zafy le miaramila fa tsy nisy pelaka hon hon hon

=)) =)) =)) =)) =)) =))

Elahne zany no tokony hisambotra azy é, lisany mantsy tô miseho milay nefa tsisy apôka kory

14. pikatti ( 23/12/2009 09:07)
ndotofetsy kou zany pelaka :-D :-D :-D :-D mety vadin'i patrict2002 :-D :-D :-D
raharaha tonkatrano klou iny tsisy idirako :lol:
15. maryline ( 23/12/2009 09:09)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
16. ndotofetsi ( 23/12/2009 10:19)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0912