didipaotra lavasanga

1. ndotofetsy ( 20/12/2009 09:22)
atao didimpoatra rahampitso i lava sanga ka mangalaza daholo isika rehetra fa ianareo eto @ serasera no hihinana ny tadimpaotra

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
2. radomelina ( 20/12/2009 11:36)
ifampinana,eto hoa ,kozy e.tsy misy miala zany hoa na basy ipaoka na tafondro idoboka tsy miala zany ny tgv.ka sahia andeha iardia aza kanosa fa avy ny tgv no itondra atsika ka mandroso no toromarika

3. nanjakely ( 20/12/2009 13:04)
innnnnn zany resaka ato zany ??
4. ndotofetsy ( 20/12/2009 20:26)
nanjakely resaka fihinanana tadimpaotra ny governemanta vaovao
5. pelaka2000 ( 21/12/2009 05:06)
nanjabe :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0739