HO RATSY FIAFARA INGAHY TGV

1. kidoropamba ( 19/12/2009 09:50)
Niaraha mahita izao fa "tsy ny vahoaka" no nametraka an'ingahy Rajoelina eo @ toerany.
Efa mazavazava tsara hoe aiza marina no tena misy ny vahoaka malagasy satria tsy misy HANAIKY ny unilateralisma eto satria rajoelina nanao coup d'Etat niaraka taminay fa tsy lanim-bahoaka izany.

Nibaribary koa fa 5 LAHY sisa no miaramila miaro an-drajoelina: Charles, lilison, Noel (min de la défense), jeneraly Organes, ary Cemgam (André). Mandeha anefa ny feo fa ity jeneraly André (CEMGAM) ity dia tsy mifankahazo mihitsy @ Noel.

Ny frantsay nanaomboka omaly dia vaky loha satria miady ny Quay d'Orsay sy Elysée (Cabinet bourgi mirahalahy izay miaraka @ Claude Guéant). Nahita ny ankamaroan'ny vahoaka omaly dia niaka-peo ny tao @ cellule afrique (ao à Quay d'orsay) fa TSY AZO TOHANANA ITY TGV ity fa tokony atao ny "consensus, inclusif". Mbola miriziry anefa ry Bourgi izay mihinana sy mikiky ny haren'ny gasy avy @ alalan'ny TGV sy Patrick le Fosa.

Nasehon'ny commandat Luc fa tsy miaraka amin'ny Noel (min défense) akory ny miaramila ary nampisehony fa RAHA MITADY BAGARA ry Noel avy @ Capsat dia VONONA NY RFI na ao Ivato io na ny 2ème RFI any antsiranana izay efa nahazo contact @ Zafy. Ny GSIS (zandaromaria) kosa dia efa milangalanga any satria ny ao Fort Duschene dia manohana ny 3 mouvance mba ho NEUTRE ny miaramila.

Bunker-isé TGV izay bado lahy tsy mandinika lavitra ary tsy ampy dozy. Tsy ireo milisin-dramarosaona akory no afaka hamonjy azy eo. Lafrantsa dia efa mandinika ny "option" @ "rapatriement" an-drandry rajoelina any Frantsa.
Hajnony amin'izay ny jeux video, ny DS, ny play station ra-Joelina fa fiainam-pirenena io lalaovinao io.

Ny hany teboka lehibe mety hanimba ny herin'ny 3 mouvance dia Ratsiraka didier izay MBOLA MILALAO ESEKY foana hatram'izao ka tsy misy mazava ny tena tiany atao.

Ravalo sy ny ekipany aloha dia tena organisé be. Ry zafy mianakavy indray dia manana ny credibilité eo @ miaramila sy ny vahoaka tsotra any anindrana. Ratsiraka Didier izao no mbola miseho "tendan'akoho: tsy hay na taolana na nofony".

Mila tairina ny any Frantsa ary ampitahorina ny frantsay fa vita matavy eo nareo sahala any Rwanda, côte d'ivoire, togo, guinée raha misary adala satria efa tapitra ny "lojikan'ny Padesm".

Matahotra be aho fa ho "ratsy fiafara" ity Rajoelina ity noho ny hajambany.
novalian'i papala ny 22/12/2009 12:24
2. remahity ( 19/12/2009 10:44)
mon cher Kidoro, tes analyses est à moitié vrai, et à moitié faux:

1)Faux: On n'est pas en au temps de Chirac, la diplomatie est une domaine reservé de Sarkozy, et c'est Gueant + Jean David Levitt qui font tout, Kouchner n'est rien dans l'affaire, il est là pour faire valoir (Rappelez le cas Khadafi, Chine, etc...)
d'ailleurs, la ligne de conduite c'est de fermer sa gueule , citation Kouchner: un ministre des Affaires étrangères devait savoir "avaler son chapeau" "

2)Vrai: Marina tokoa Ratsiraka fait du double Jeu,
Coutiti, nafahan'i Andry, nommé par radidy
Maharante, fidele gouverneur et fan de Radidy (jusqu'à maintenant), ministre TGV de l'agriculture
le Frere Herivelona ramanantsoa HAT ao @ Andry, et Herivelona ramanantsoa membre ny Congres de Radidy
Rolland ratsiraka , membre HAT, neveu fidele de Radidy

3) If there was not of Zafy and Rakotovahiny, who has never changed opinion, who always remain faithful to the ideas and are not in the habit of this kind of double game, We Malagasy would be déja lost

WAIT AND SEE
3. terrywui ( 19/12/2009 12:07)
ELAH RAKIDORO MASISO PIPITSAKA DE IZAO NO LAZAIKO ANLAH


____MANOME ANLAH 48H AHO HIVERENAN SAINLAH MIPORINA IO ,TAPITRA IZAY KA MBOLA MIVIKA IANY ELAH DE ATSOIKO HERY HANALA NY PS NLAH :evil: :evil: :evil:
4. dadabe ( 20/12/2009 01:06)
:-D :-D
5. papala ( 22/12/2009 12:24)
8O 8O 8O 8O hitantsika eto fa tena ho ratsy fiafara mihintsy io TGV io, fa ataon'ny olona :misotro ny ranony sy mihinana ny ventiny mihintsy io. mois de décemb 2008 io no nanongana! de zao décemb 2009 io tsy maintsy miongana any @ farihy mirehitr'afo :twisted: :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429