Manana herijika be ny Antoko TGV nefa kosa .....
1. michaela22
(
17/12/2009 12:52)
Raha ny Logique njavatra miseho amin'izao fotoana eo amin'ny resaka politique dia mitady hanjaka tokana sy hitondra irery mihitsy ireto TGV ireto satria tazoniny sy tsy avelany hikofoka daholo ireo Antoko hafa ,ohatra koa ity fitadiavana ny tsy hidiran'ireo Antoko matanjaka afaka ny hanohitra azy eto Madagascar ity ,mbola tsy tara anefa izao ry Mlagasy hanoheratsika izao fanitsahana ny zon'ny olompirenena sy ny Zon'ny tsirairay izao ka tokony mba hiara hanotrona ireny karazana fanoherana sy fivoriana maro isankarazany ireny isika :)
novalian'i fijo ny 18/12/2009 20:38
2. kidoropamba
(
17/12/2009 13:07)
Antoko matanjaka marina ve TGV? Raha izay tokoa nahoana no TSY SAHY MANADIO NY SEHATRY NY FIFIDIANANA fa manao bodongerona hangalaram-bato?
Efa nilaza rajoelina fa atao ny "Assise", "reconciliation", ny fifidianana filohampirenena alohan'ny 26 juin, etsetra etsetra. Dia io izy mbola amin'ny hoe "legislative" @ marsa 2010, satria TSY NISY TANTERAKA DAHOLO izay nolazainy. Tsy mbola misy miteny eto (hafa tsy TGV irery) fa hoe ho tanteraka marina izany na koa hisy hery malagasy sy vahiny hanohitra izao antsonjay sy jadona mahamenatra izao.
kalamina fotsiny. Raha niheno an'i TGV omaly nareo dia hita fa tsy misy zavatra voafehin'ny lery mihitsy na iray kely balitika aza. Amin'ny alatsinainy ihany dia ho hitantsika fa efa mihena sahala amin'ny fen'antitra iny hevitry rajoelina omaly iny.
Raha vao tafaverina eto ireo malagasy nahazo fiantsoana hitady vahaolana amin'ny fahasahiranam-bahoaka any Maputo, dia ho hitanao eo fa ho boramena iny Tgv anao iny ary ho hitantsika eo izany hoe "fahefana mahefa" lazainy izany.
9 ny miaramila niseho afak'omaly, nanatevindaharana an-dry Luc Roger. Aza gaga fa mbola ho hisy hafa hanaraka eo. Aza vaky loha amin'nizany sazy am-bava izany, fa manahy aho hoa amin'ity rajoelina ity.

3. michaela22
(
17/12/2009 13:11)
kidoropamba a vakio tsara izay voasoratra fa tsy misy tgv ko zany eo ,maika loatra enao na tsy mandinika tsara dia diso ny fandraisanao ilay hevitro fa tsy misy tgv ko zany mitsy teo :evil:
4. terrywui
(
17/12/2009 13:22)
mahamay ndray rakidoro ato fa naka 19 teo hay voafelaka ben'i ganagana22 hin hin hin hin
6. terrywui
(
17/12/2009 13:40)
mihinan eo ko elah niany rapique fa midira amin patalo tery tsy hainlah eo ko ..! rakido no resahiny ka elah no mandray tsy raisina eo !
michaela a-----marina mitsy io tenin'i kidoro io fa enao ony TGV be iringiriny ! mbola io hamafisin'i Pikatti io ko fa tena Tgv mits ony enao hin hin hin hin hmahamay laisany niany .....
michaela a-----marina mitsy io tenin'i kidoro io fa enao ony TGV be iringiriny ! mbola io hamafisin'i Pikatti io ko fa tena Tgv mits ony enao hin hin hin hin hmahamay laisany niany .....
7. pikatti
(
17/12/2009 13:51)
Inona ary ty mampimenomeno anel ato zany lé, mich no miteny kou elah no be taim-bava sa elah ihany io :-D :-D :-D elah ty mantsy efa tsy fantatra ntsony ny PS ato andevo ee , rapaty e, sns .... tsy hay ntsony kôzy e
9. vitamatavy
(
17/12/2009 17:59)
enganie lesy ry kidoro lasa akama indray izany ialahy dia @ fifidianana libre mifankahita an :-D :-D :-D
11. fijo
(
17/12/2009 20:55)
tena efa mia hendry le kidoro ity kle.efa tsy mipipi fandriana intsony kay nedala io.sura letsy e
12. michaela22
(
18/12/2009 14:18)
baah, jereo tsar ny voalazan'i kidoropamba fa izaho mihitsy no nolazainy fa TGV nao ,ka izay no nilazako taminy hoe mba vakio tsara moa lay dinika ry kidoro vao mamaly , fa tsy misy olana izany e fahadioana kely iny ,ny mampalaelo hoa dia ity Malagasy manaraka ambokony sy tsy mba mitroatra nefa efa tsy azo leferina intsony ny zavamitranga ,tsisy mpitarika tena maninton'olona ve sa ny tahotra no tonga aloha.
13. mihasina
(
18/12/2009 14:37)
Bonjour daholo e !
Mialatsiny raha mamaly na mba milaza ny hevitro e !
Ny ahy dia tsitra ny fomba fijeriko, ny manahirana ny miresaka politika eto amintsika dia tsy mba ny zavatra tokony ho mbanjinina sy lazainy vava no tanterahana fa ny mifanohitra ny @ izay. Ary ny tena loza aza ka mifampiresaka ny olona roa na maromaro dia tsy maintsy hita taratra fa tena mirona ny atsy na ny aroa fa tsy mba ady hevitra madio no atao ka ahitana ny lalankizorana.
Ny tsapako @areo ireo izao dia hita fa mirona any @ Ra8 dia na misy hevitra tokony hirosoana ahitana vahaolana aza any @ ilay Ra9 di atoherina foana foana e !
ka dia hita fa manahirana tokoa ny lafiny politika eto amintsika.

14. terrywui
(
18/12/2009 15:21)
aaaah elaela tsy hita i terrywui zany a!aaahh ifiona ! refa nanambady anle rangah MR ifion iry ko ane ndry de variana amin revy fona angamb nareo de zara koa ndry raha hita eto e!! mety vizana ,lanaka ,mamaivay, manindrona, mitsingongona aminle politika de hianareo mits no samy ts de hita ...! hin hin hin hihon hon hon :-*
15. pikatti
(
18/12/2009 17:32)
Efa sitrana ve leity elah zay rawix ,jereo ihany ny politika fa tena tsy ao ntsony elah zany klé