lasan'i tgv ny titre president transition dia ...
1. feticon
(
16/12/2009 18:14)
io titre president ny transition io ihany no tena nokendreny dia iny izy no tsy hita ,ka asakasak'izay mbola hidinika amin'olona ohatran'izany.Tsy misy zava banona eto,tsy misy mihitsy izany fitsinjovana ny vahoaka madinika izany
novalian'i fijo ny 18/12/2009 20:43
3. feticon
(
16/12/2009 18:47)
mazava izany ,t@ ireny fampidinihana maromaro ireny toy ny tany maputo dia ny haka an'io titre president io ihany no tena nahamaika azy ,nieritreritra mantsy ireo 3 mouvance fa rehefa azony io dia hipetraka izy ,nefa indrisy,azony io dia nodakany ny 3 mouvance .Izao izy milaza hikarakara fifidianana
5. fijo
(
16/12/2009 21:16)
adalann'ny vahoaka wa io,ka aelo aloha hizaka ny notadiaviny ao ny gasy.
6. ramosekely
(
16/12/2009 22:10)
loza fa tsy zakan'i tgv intsony le moly,hita hoe mivalo mena be ny masony ,soa kosa mba mitomany lery e
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?
7. ndotofetsi
(
17/12/2009 01:04)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. lelimpi
(
17/12/2009 01:08)
tsy zakany kibonavan'iny marina le moquette nifohany tao ambohitsorohitra tao
12. terrywui
(
17/12/2009 13:24)
slt lesss batista ! innn ndray ty habobo lazainlah ato ty e! tsy mahita tory ndray elah zany de midelira a! efa oe mihinàna oa somnifer fa mety amlah reny mampahita tory tsara , jereo ty elah fa mirediredy sy midelira fotsiny eto ....! :-D :-D :-D :-D
13. milamm
(
17/12/2009 13:29)
zao v les no atao oe filoha leu leu :-D =)) =))difotry ny moly de hanao fanambarana ampahibe maso sy valavalandresaka ho an'ny mpanao gazety,efa mazava mo iny ny atidohany fa ho teny midina sy manapaka ny anjaratoerany tiany ho tazomina eo ary reo solombavambavahoaka ny parlemanta no hanendry PM ny ambiny any @ sezany assemblee sisa no ifampizarany rehetra,defi ho any firenena izao fa tsy ny CI fotsiny,ny tanjony de ny ahafahany mijanona ela araky izay azo atao na de tsy ho tombotsoa ho any firenena aza zany
feno henatra tanteraka ny anarany
firenentsika,mandry tsy lavo loha ny mponina @ raharahampirenena iainany,ny tahotra iainan'izy ireo momba ny ho avy ,ny zo ary safidy mbola mitohy ny fanitsakitsahana azy,raha tsy regler zao alohany fifidianana io de vao maika ho sarotra
feno henatra tanteraka ny anarany
firenentsika,mandry tsy lavo loha ny mponina @ raharahampirenena iainany,ny tahotra iainan'izy ireo momba ny ho avy ,ny zo ary safidy mbola mitohy ny fanitsakitsahana azy,raha tsy regler zao alohany fifidianana io de vao maika ho sarotra
14. pikatti
(
17/12/2009 14:10)
O leity milamm lery io anie tsy sahy mandray fitenenana raha tsy manamôly aloha e, refa tena difotra tsara iny nedala vao miteny ka zay no mahatonga azy midelira ho azy eny am-panidinana eny surtout raha fanontaniana mipetraka tsy ao anatin'ilay valin-teny tsianjery maimbo =)) =))
18. fijo
(
17/12/2009 22:02)
tena daina io ry akama an,sady tsy ampatorian'dry ramaroson de midradraka
19. milamm
(
18/12/2009 04:37)
io ko v ry ndrembil de iadiankevitra v oe difotra sa tsia leu leu :-D expression faciale lery no milaza @ rehetra oe tratrany "DONAKA"lery,raharampirenena no resahina nefa lery otrany tsy tompony tenany tsy mahafehy izany olany manokana izany akory,mety le cam ko no efa lasa lavitra afaka manova zv ngamba ka tsy arakay rehetra =)) =)) =)) anotanio i kidoro fa ilaza ko fa difotra io lavanify io ,efa manomboka milaza ny marina izy zao :-D
