Effet cortisone : Mibontsina be ny tarehiko

1. mmmhh ( 16/12/2009 07:03)
\"rehefa tsy faly de mibontsina\"
Ity vao tena we mibontsina ara-bakiteny,

Nanao traitement ana allergie zah, nanao allergique be, efa ho tapa-bolana tsy nety afaka, ny hany herin\'ny dokotera de ny nampanao intraveineuse na solu-medrol sy mihinana celestene (samy a base de cortisone), nandritra ny dimy andro, .... efa sitrana ilay allergie fa ny loza ny effet secondaire an\'ilay fanafody : gonflement du visage ..., Miha-mibontsina andro aman\'alina ny tarehiko
Zah anefa efa tsy nihinana sira nandritra ny traitement ary mbola tsy mihinan-tsira hatram\'izao mandrapaha.....

Niverina tany @ dokotera zah dia ny teniny moa tsy misy afa-tsy ny fifadiana sira sy menaka,

Tena efa ho folo andro izay ny nijanonako an\'ilay fanafody, nefa ny tarehiko ato ohatran\'ireny nigonflena ireny, ohatran\'ireny balom tsofina ireny ny tarehiko,...mety hihomehy nareo fa tena marina izany,

Ny vatako aloha tsy nihan-geza e.... soa ihany, fa isan\'ny effet secondaire koa ny prise de poids.

efa nisy nanao ohatr\'izany ve nareo? de firy herin\'andro / volana vao afaka ilay izy?
misy zavatra hafa nataonareo ve mba hahafaingana ny fihenan\'ilay mibontsina?
novalian'i jarifa ny 06/01/2010 04:47
2. niryna ( 16/12/2009 10:09)
Mmmhh! maro tokoa ny zavatra mety mahatonga ny olona ho allergie.Matetika anefa dia manao test ny dokotera ary efa ho 30 eo no isany tsindromina amin'ny tanan'ilay olona ary dia mivoaka eo daholo ilay zavatra mety maha allergie azy.
Izaho aloha tamin'ny mbola kely an rehefa mihinana fosa dia mangididy be ny lelako,toy izany koa ny crevette.Kanefa taty aoriana tsy naninona intsony.
Hoy hianao hoe efa sitrana ilay allergie fa ny loza dia nibontsina ny tarehinao.Efa nolazain'ny dokotera ve fa hoe io cortisone io no nambibotsina azy? Misy fanafody mantsy osoran'ny olona amin'ny hodiny misy cortisone ka izay no mba mahalasa saina ahy kely.
Raha izaho i Mmmhh manao test aho fa mety misy zavatra hafa ihany koa tsy zakanao .Eritreritra ny ahy io :-*
3. Ratoa ( 16/12/2009 15:31)
Ye, mampibotsona nycortisone ary koa , misy effets secondaire hafa: miaha malemy hoditra (manify sy mora managana) moa ny lalan-drà mivandravandra.
Fa raha efa lasa ilay allerie dia manao régime. Ilay ilay allérgie? Manomboa Almientation zéro sy rano madio fotsiny sy zatra mamy indroa andro fa 24heures no fisehon'ny effets. Dia ampio tsikelikely ny sakafo. fadio aloha ny ronono sy ny dérivé-ny rehetra dia ny farine de blé rehetra: izany hoe GLUTEN no ialana.
4. mmmhh ( 17/12/2009 06:01)
Ratoa > tena marina fa mihamalemy ny hoditra , na ny lamosiko koa ary marary,

Fa raha efa lasa ilay allerie dia manao régime. Ilay ilay allérgie? Manomboa Almientation zéro sy rano madio fotsiny sy zatra mamy indroa andro fa 24heures no fisehon'ny effets. Dia ampio tsikelikely ny sakafo. fadio aloha ny ronono sy ny dérivé-ny rehetra dia ny farine de blé rehetra: izany hoe GLUTEN no ialana.

Zah zao nasain'ny dokotera mifady sira, menaka, ary siramamy,

Dia ronono velona sy yaourt nature no hany mba haniko isan'andro, nefa enao miteny we aza mihinana ronono? fa maninona?

5. Ratoa ( 18/12/2009 22:21)
justement, be siramamy sy sira ny ronono sy zavatra hafa tonga dia manaikitra ny articulation, toa izany koa ny farine de blé, de froment. Ny zavatra be gluten rehetra no ifadiana.
Ny vary anefa dia azo hanina tsara, indrindra ny riz complet. Ny katsaka koa. Mijere ny analyse-ny aliment rehetra dia aza mahery mihinana gluten. ny katsaka (maïs) sy dérivé izao azonao hanina daholo.
6. arialy ( 21/12/2009 09:54)
tsara ho fantatra izany oe be gluten ny ronono !!
7. xxx ( 29/12/2009 14:34)
mmmhh:

\"rehefa tsy faly de mibontsina\"
Ity vao tena we mibontsina ara-bakiteny,

Nanao traitement ana allergie zah, nanao allergique be, efa ho tapa-bolana tsy nety afaka, ny hany herin\'ny dokotera de ny nampanao intraveineuse na solu-medrol sy mihinana celestene (samy a base de cortisone), nandritra ny dimy andro, .... efa sitrana ilay allergie fa ny loza ny effet secondaire an\'ilay fanafody : gonflement du visage ..., Miha-mibontsina andro aman\'alina ny tarehiko
Zah anefa efa tsy nihinana sira nandritra ny traitement ary mbola tsy mihinan-tsira hatram\'izao mandrapaha.....

Niverina tany @ dokotera zah dia ny teniny moa tsy misy afa-tsy ny fifadiana sira sy menaka,

Tena efa ho folo andro izay ny nijanonako an\'ilay fanafody, nefa ny tarehiko ato ohatran\'ireny nigonflena ireny, ohatran\'ireny balom tsofina ireny ny tarehiko,...mety hihomehy nareo fa tena marina izany,

Ny vatako aloha tsy nihan-geza e.... soa ihany, fa isan\'ny effet secondaire koa ny prise de poids.

efa nisy nanao ohatr\'izany ve nareo? de firy herin\'andro / volana vao afaka ilay izy?
misy zavatra hafa nataonareo ve mba hahafaingana ny fihenan\'ilay mibontsina?



fa tsy hoe angaha fa ny chivas tsara noho ny whiskies! Ka raha mibontsina io dia tsy misy secret fa aza misotro toaka dia ampy koa izay!!!!!
:-D :-D :-D :-D :-D :twisted: :roll:
8. Veloo ( 29/12/2009 19:26)
ary ahona raha manao cure - sakafo crue sy vokazo hanina sy rano fotsiny hoe???
9. jarifa ( 30/12/2009 04:05)
Aza dia mihinana sakafo mavesatra fotsiny e!
mahereza misotro rano na dia 1.5l/j
Mazotoa dia ho tratry ny ampitso daholo eeeeeeee!
10. fahamarinana ( 30/12/2009 09:25)
:arrow: ny irariana dia ny mba hihenany mandra-pahatongan'ny fety !Iraisako hevitra i nyrina any ambony any hoe mila manao test maromaro sao misy antony hafa koa!Na izany aza aleo miandry izay fialany fa tsy hosorana zavtra hafa sao sanatria vao maika hampivadika ilay raha ,ohatra hoe manaraka ireo fifadian-kanina ireo,tsy dia haiklo sy voafehiko loatra hany ka tsy dia hidirako laina sao miteniteny foana !Raha tsy haiko tsy hibitabitahako akory ! :wink: (l)
11. xxx ( 30/12/2009 13:28)
mmmhh:

\"rehefa tsy faly de mibontsina\"
Ity vao tena we mibontsina ara-bakiteny,

Nanao traitement ana allergie zah, nanao allergique be, efa ho tapa-bolana tsy nety afaka, ny hany herin\'ny dokotera de ny nampanao intraveineuse na solu-medrol sy mihinana celestene (samy a base de cortisone), nandritra ny dimy andro, .... efa sitrana ilay allergie fa ny loza ny effet secondaire an\'ilay fanafody : gonflement du visage ..., Miha-mibontsina andro aman\'alina ny tarehiko
Zah anefa efa tsy nihinana sira nandritra ny traitement ary mbola tsy mihinan-tsira hatram\'izao mandrapaha.....

Niverina tany @ dokotera zah dia ny teniny moa tsy misy afa-tsy ny fifadiana sira sy menaka,

Tena efa ho folo andro izay ny nijanonako an\'ilay fanafody, nefa ny tarehiko ato ohatran\'ireny nigonflena ireny, ohatran\'ireny balom tsofina ireny ny tarehiko,...mety hihomehy nareo fa tena marina izany,

Ny vatako aloha tsy nihan-geza e.... soa ihany, fa isan\'ny effet secondaire koa ny prise de poids.

efa nisy nanao ohatr\'izany ve nareo? de firy herin\'andro / volana vao afaka ilay izy?
misy zavatra hafa nataonareo ve mba hahafaingana ny fihenan\'ilay mibontsina?


Efa hitako ianao ary tsy ny cortisone no nahalehibe an'io endrikao io fa hainao ihany! Hajanony iny zavatra iny dia ampy fa tsy mody mitady izao sy izao eto??? Avy eo dia hitomany @ sefo hoe nataon'ny olona izao sy izao, aza misotro toaka dia ho sitrana!!!

:-D :-D :-D :-D
12. jarifa ( 31/12/2009 04:53)
tsy maharitra mijery sakafo milay eo indray izao dia hihinana,
ataovy fa lasa mitovy @ vatanao eo ny abehan'ny terehinao.
Ro mazava hoanina dia mandehana matory fa aza mijerijery sakafo eo fa sao azon'ny fankam-panahy indray andro eo
dia manaova torimaso sambatra :cry: :idea: :idea:
13. mmmhh ( 04/01/2010 11:31)
Misaotra ny rehetra nanome hevitra oh,

efa nihena ilay izy zao ka,

jarifa > aza matahotra fa tena nahatandrina mintsy zah kah,

fa efa manomboka mihinana sira sy siramamy zao fa kelikely fotsiny ihany,
afaka tapa-bolana angamba dia miverina normale @ zay ny sakafo,

Misaotra oh oh oh,
14. jarifa ( 06/01/2010 04:47)
Tsara izany fa izay no tadiavina, dia ohano daholo @ izay ny sakafo tokony nohaninao t@ fin d' annee refa mahazo misakafo,
Crab, crevette, Poisson, ireny hoanina voalohany hihihihi
:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1263