tokony hajoro haingana ny gouverenement
1. rasamy
(
15/12/2009 19:53)
tokony hajoro haingana ny gouverenement ,ary ireo mouvance telo izay mampikatso ny firenena dia tsy havela hiditra eto intsony ,na avela ihany rehefa milamina ny firenena .
novalian'i fijo ny 16/12/2009 21:35
2. zokybe
(
15/12/2009 20:28)
Aza manao hevitra tsy voadinika hoa. Tsy ahazo fanenkena iraisam-pirenena raha tsy ny fiharina 4 no mitantana. Ny fatahorana an'ny le8 @ fifidianana manaraka no tena ao ambadika izao fitiavana hitondra irery izao.
3. rasamy
(
15/12/2009 20:44)
ny vahoaka ry zokibe no nametraka an'i andry teo an ,rehefa tsy faly lisany dia milahara eny @ place democratie ho jerena raha mahazaka
4. ifiona
(
15/12/2009 21:13)
rasamy:
ny vahoaka ry zokibe no nametraka an'i andry teo an ,rehefa tsy faly lisany dia milahara eny @ place democratie ho jerena raha mahazaka
1. Ahitsiko kely angamba enao rangaha fa tsy ny vahoaka zany no nametraka azy teo, fomba iray ihany no azo hilazàna hoe vahoaka no nametraka azy, dia ny fifidianana zany. Faharoa manaraka izany raha ireo olona no-manipulén'i TGV teo @ 13 mai dia tsy nahavita n'inona n'inona fa ny CAPSAT no nametraka an'i Andry teo. Porofon'izany ny mbola hisian'ny disadisa eo @ miaramila mandrak'ankehitriny.
2. Ny place de la démocratie tompoko dia noraràna tsy azo hanaovana manifestation politique ntsony. Inona fotsiny anefa ny maha place de la démocratie azy raha izany?
6. rasamy
(
15/12/2009 21:28)
fa inona ireny vahoaka be nilahatra ireny ,ary ireo 65% nifidy an'i Andry ho maire tana,jereo ireo fitsidimparitany nataony andry fa saika vahoaka betsaka foana dia ampitahao ny eo @ magro,tambazana sakafo sisa mbola tsy mahazo olona ihany
7. ifiona
(
15/12/2009 21:39)
rasamy >>> voalazanao hoe Tanà... fa tsy Madagasikara.
Ary io tsy vitan'ny fijerena hoe be olona fa ny olona azo karamaina foana ho tonga rehefa misy hoe "president" ho avy. Zaran'olona aza mahazo vola kely @ zao krizy zao.
Ny magro ndray dia tonga @ fony isan'andro, tsy an-kiato, na eo Dada na tsy eo.

8. rasamy
(
15/12/2009 21:43)
rehefa nataonay ity tolona ity dia tsy maintsy tohizanay hatramin'ny victoire final dia ny tena democratie malalaka ,fa izao aloha mbola ao anatiny ady dia tsy maintsy mbola ady no resahina (rapport de force)
9. ramosekely
(
15/12/2009 22:28)
madonline.com
GIC : Les dessous d’une réunion convoquée à la va-vite
Andry Rajoelina ne souhaite plus parler de Transition «consensuelle». Il a annoncé la fin de la «cohabitation», tandis que les autres membres des mouvances politiques sont interdits d’entrée sur le territoire malgache. L’organisation d’une quatrième réunion du Groupe international de contact s’annonce impossible, mais l’on peut se demander pourquoi la France s’est précipitée à proposer la rencontre.
Le président de la Transition est à la recherche d’un nouveau Premier ministre. Mais pour l’instant, il n’en a pas trouvé. Andry Rajoelina est en train de mettre en Å“uvre ses desseins : mettre fin à la Transition « consensuelle ». Et abandonner le processus de Maputo. Autrement dit c’est le retour à la case départ.
La crise malgache a maintenant duré un an. La situation n’évolue pas beaucoup. La récente réunion de Maputo, boycottée par Andry Rajoelina, aurait pu permettre de débloquer la situation, car elle s’était penchée sur la mise en place du gouvernement d’union nationale tant attendue. Mais cette réunion là est devenue un véritable tournant. Le gouvernement de Rajoelina s’est permis de «bannir» tous ses adversaires politiques en interdisant le retour à Madagascar des membres des délégations des mouvances Albert Zafy, Didier Ratsiraka et Marc Ravalomanana qui ont participé à la réunion de Maputo III.
Les diplomates en poste à Antananarivo ont beau essayé de convaincre Andry Rajoelina, mais le jeune putschiste refuse le retour immédiat des délégations. Joaquim Chissano, le médiateur de la SADC aurait tenté de contacter Rajoelina mais celui-ci ne souhaitait pas communiquer avec l’ancien président du Mozambique.
Andry Rajoelina semble actuellement ignorer que sa volonté d’unilatéralisme pourrait lui coûter très cher. La communauté internationale brandit les sanctions. Et ses adversaires politiques commencent à s’irriter et à se radicaliser. L’exil forcé de ses adversaires pourrait étre fatal à Andry Rajoelina, commente un homme politique malgache. La France en est actuellement consciente. Raison pour laquelle, elle a convoqué d’urgence la réunion du GIC, qu’elle a qualifié de « haut niveau ».
En quelque sorte, la quatrième réunion du GIC à Antananarivo, si elle a lieu, servira à «sauver la peau » à Andry Rajoelina. Car une fois que ses adversaires se radicalisent, il lui sera difficile de résister longtemps. Andry Rajoelina ne veut pas comprendre que l’armée est profondément divisée. Et que ses alliés d’hier sont devenus ses adversaires d’aujourd’hui. Le déclenchement d’une première réaction au sein de l’armée pourrait mettre fin aux aventures de Rajoelina et consorts. Le jeune putschiste ne veut pourtant rien savoir. Mais ses compagnons français le savent, et veulent lui éviter une sortie en catastrophe de cette Transition qui risque de finir sans avoir réellement commencé.

10. patrick2002
(
16/12/2009 01:56)
tsy mila governemanta handoto rano fotsiny izahay
tohizo ny lalantsika miaraka @ TGV ,
madagasikara vaovao miaraka @ TGV .
tohizo ny lalantsika miaraka @ TGV ,
madagasikara vaovao miaraka @ TGV .
11. ifiona
(
16/12/2009 07:28)
ndrekaky o. Fa tena gaga mitsy aho @ ireto olona mbola mahavita manohana an'i TGV e. Tena lasa mampite hieritreritra mitsy hoe mananihany sisa angamba ireto zany fa ny olon-drehetra zao mahita ny ratsy ataon'ity tgv.
raha mba ilay taloha angaha dia hoe ye, satria mbola be ireo te hino hoe hahavita zavatra milay ty tgv ty, fa tsy vitan'ny manala an'i ra8 fotsiny dia hitondra an'i Madagasikara an-kady. Fa zao efa herintaona zao,, tsisy zava-banona, ny miaramila mifampicalme toy ny alika sisa mba tsy hiady, satria efa hita mazava fa raha vao misy mikasikasika an'i TGV dia miala any ry lilyson sy charles hivazavaza, na dia efa voasazin'ny supérieure-ny aza.
TGV zany anie ry reto vitsy ny tena manohana azy e, jereo fotsiny ireny sondage ireny. Soa fa miha-maro ny olona tonga saina, toa an'i rakidoro ohatra. Daka voude pour TGV hoy leiry zay.
:roll:

12. dadabe
(
16/12/2009 08:07)
isika aty ivelany anie ry fiona tsy miaina sy tsy mahita ny etat reel any dago e
13. pikatti
(
16/12/2009 11:16)
Tsy mahazo vaovao avy @ fianakavian'elah ve elah dadabe sa tsisy haino aman-jery ?
o ry leity a, jereo tsara aloha zay, sa ahoana no fahazahoan'elaha azy any tena milay be ve sa minana ny tady kirarony :idea:

14. ifiona
(
16/12/2009 11:35)
za anie ts miaina aty fa mandalo fotsiny e! efa hody any Dago ndray aho zao ary miverina any matetika.
15. kidoropamba
(
16/12/2009 11:45)
Mazava ary tsy misy kianina io lazain'ny madonline io, izay hany gazety mba hita fa tena manao analizy tsara sy objektifa.
Donto fisainana ny antsika rajoelina. Tsy mahataka-davitra. Tsy omena tsiny loatra ny lehilahy satria tsy lasa lavitra t@ fianarana. Na izany na tsy izany kosa dia mba efa nazava be ny nahazo an-dra8 ka tokony mba nahatonga saina ihany ny @ hoe: ny fizirizirina @ tsy rariny dia manarina any an-kady".
Taitra ny frantsay fa ho voafongotra eo ity "dadis camara gasy" ity. Nefa mbola jamebanana ihany rajoelin-tsika. Ny antony? Tsotra be: Dossier valo-polo ambin'ny zato (na zato valopolo ambiny) pejy no any ampaosin'ny zafy lebera any mikasika ny "bois de rose" izay nataon'ny Andrin-tsika. Hananan'ireo ministra rehetra miray tsikombakomba ao @ bois de rose "fanamarinana fa azo" (reçu) daholo izany ekolazy nomena an'i andryn-tsika izany ka voakendam-bomanga ny anao lahy. Mampiaka-peo ilay ministra ao @ fanabeazam-pirenena, izay nolazaina fa avy any ivelany any, manindry fe ny ministry ny Hydrocarbure (avy tany frantsa ihany koa hono)...samy tsy te-hiala amin'ny sezany kanefa izy roalahy ireo no tena sefo deba amin'ity bois de rose sy vatosoa ka nanome "ekolazy" an'i Andryn-tsika ity.
Raha vao nanangana ny sainan'ny Ampamoaka zafy lebera dia tena difotra Andryn-tsika satria ho rakatra daholo ny halatra isan-karazany satria ny "sonia manamafy" ny "fanamarinana fa azo" (reçu) dia ao ampaosin'ny zafe lebera daholo. Hany ka ny hamono an'i zafy lebera ity no tanjona; kIirizy kardiaka no tanjona ka aleo natao sesi-tany @ izay tsy mandany "bala" hitifirana'azy. Efa bebe taona mantsy ingahy zafe lebera ka aleo foretina @ krizy karidiaka ny stratejia.
Izany izao ilay bandy kely nandrovitanay pataloha teny à 13mai fa hoe "hamerina ny demokrasia". Izany ilay bandy kely nondradradrainay fa hoe "tanora mahavita azy", saingy biby menarana mbola tsy fahita tao Madagasikara na dia tao afirika aza.
Fantatra ihany anefa ny fiafaran'ny biby na dia milza azy ho milay sy be sandry aza izany.
Ho lazaiko eto ny zavatra ho resahin'ny Andrin-tsika rahariva.

16. fijo
(
16/12/2009 21:35)
ary le olona be dia be tamin'ny 28 mars ve ry rasamy vahoaka sa inona????