Alika jamban'ny taolana

1. Bazilou ( 14/12/2009 20:06)

Omena prime 15% natreo ry rajako isany d' embeso tsara ny sezako
Beurrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkk
novalian'i pikatti ny 15/12/2009 07:14
2. Noue ( 14/12/2009 20:16)
tena maharikoriko be eee !! tsy mba menatra akory fa voavidy vola dia tena jamba marina !!

beurkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkk :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
3. ndotofetsi ( 14/12/2009 20:21)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. pikatti ( 14/12/2009 20:54)
TGVizana lany fika ,mividy rasily sisa tsy ny vahoaka ve no nomena vola hanaovany fety faran'ny taona raha filoha marina, refa tsy miady de tsy lery no prez fa raha ady seza prez,mba matotra lesy ry Andry a,tsy tafavoaka ntsony elah
5. papala ( 15/12/2009 07:07)
TOKONY mivondrona amin'izay ny tena vahoaka de asiana action enjana be indray mandeha de miala any daholo reo fa tena efa tsy lasa intsonyeeeeeeeeeee! fa isika malagasy ve de efa vendrana mihintsy e! raha mivondrona ange ny MALAGSY de tsy sahy mihetsika reo rasil reo E!
6. pikatti ( 15/12/2009 07:14)
KÖzy zany papala , tsy sahy mitifitra ntsony reo rasily reo , efa nahazo teny henjana daholo reo fa any La Haye any hotrandry zalahy lehiben'ny tafika tao Rwuanda , bandy mifeza daholo reo ROMBOY ROMBOY ROMBOY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1886