Nosimban'i lavanify voan'ny androbe koa ny Air Mad.

1. zokybe ( 14/12/2009 17:41)
Dia tsy afaka manidina mivoaka ny habakabaky Mad intsony koa izany ny kompany air mad.
novalian'i dadabe ny 16/12/2009 13:16
2. fozabe ( 14/12/2009 18:06)
tsy mahazo manidina habakabaky ny SADC donc tsy mandalo tanzanie tonga dia misikiva any NAIROBI :-D :-D :-D
VIVE TGV
3. Noue ( 14/12/2009 18:41)
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
4. wxxx ( 14/12/2009 18:53)
En réaction, la Sadc pourrait à son tour verrouiller le ciel de l’Afrique australe aux Malgaches. D’où le risque réel d’isolement de la grande île. La première conséquence de cette mesure serait la fermeture du ciel de Maurice et de l’Afrique du Sud aux compagnies aériennes des pays concernés. Et aussi, la rupture des relations commerciales entre les pays concernés.
5. pikatti ( 14/12/2009 21:12)
Madakasikara sy ny Malagasy iray manontolo lesy no potika ry zokibe , tsss Air Mad ve lesy d tsy afaka ny hisidina ny habakabany :?:
Tena tsy vitan'ny mamono tena ralavanify fa ny vahoaka no tarihiny hiaraka ho faty @ny any
Sokafy ny maso ry vahoaka fa tsy lasa ty Rajoelina ty e
6. patrick2002 ( 15/12/2009 01:43)
zany ah! ny Air force One ny dada ihany izany no afaka mandeha . :-D ^^
7. pikatti ( 15/12/2009 06:58)
Elah ve leity mivika a, ny vola nanofain'i ralavasanga jet privé zay ve lesy tsy efa nahavidy vary sy laoka ho an'ny Malagasy mandritra ny saison cyclonique ity lé 2009-2010
Ary ny vola azony t@ namarotana an'i Air force 1 tsy aleo nividianana ppn toy izay novidiana miaramila!!!
8. papala ( 15/12/2009 07:02)
efa tokony asiana gidraka (ACTION )enjana be indray mandeha de miala any daholo reo dalo be mianankavy reo :-andry rajoelina, organes, manorohanta, zanamahasoa, pety, voninahitsy, alain ramarosaonina,SNS ......................... jerenareo ange raha tsy le olona fatin'alika daholo e!...........RAHA NY VAHOAKA ANGE NO MIVONDRONA DE TSY SAHY REO MIARALILA REO E!
9. pikatti ( 15/12/2009 07:11)
RAHA NY VAHOAKA ANGE NO MIVONDRONA DE TSY SAHY REO MIARALILA REO E!

Tena marina ny kôzin'elah lesy , sady efa vizana be le tgv tsy mety tafahainga ao @ gara Ambohitsirohira, tonga de lakoy !!!
10. patrick2002 ( 15/12/2009 09:00)
Fa iza no mba vahoakan`ialahy :lol: :lol: :lol:
Fianakaviamben`i TIKO no lazaina fa vahoaka .
:-D :-D :-D
11. pikatti ( 15/12/2009 09:03)
elah ve leity dondrona sa leo ny éxil any canada no tsy mahay zay dikan'ny vahoaka :-D :-D :-D
12. esserra ( 15/12/2009 09:12)
Les pays membre de la SADC.
Par conséquent, Air Madagascar pourrait devoir suspendre tous les vols à destination des pays de la SADC, dont l’Afrique du Sud, Maurice, le Mozambique, la Zambie et les autres tel l’Angola, le Swaziland… Comme les vols directs pour l’Europe passent par l’espace aérien de quelques pays de la SADC, les vols notamment vers l’Europe peuvent subir les conséquences d’une telle mesure de rétorsion de la part de la SADC.
Pour l’instant cette fermeture de l’espace n’est pas encore effective.
13. patrick2002 ( 15/12/2009 16:36)
izy 3 mouvances ihany no mangataka ny SADC mba tsy handray ny vol Air Madagascar ,tena tia tanindrazana marina . :-D :-D :-D
MIsy lalana mifehy ny aviation civil ,fa tsy bhoe halako bika tsy tiako tarehy dia tsy havelako hisidina ato amiko .
Bluff izany ,famendrofendroana efa mahazatra fanaony GTT ,na ny lalana aza tsy fantany akory nefa dia milaza ho légal :oops: :oops: :oops:
Dia ny tena no menatra :oops: :oops:
14. pikatti ( 16/12/2009 10:04)
Mpanimba tanindrazana marina i Rajoelina

very asa ny olona efa ho 5000 tao @ Tiko,sy ny tsy voatanisa @ Orin'asa samihafa indrindra ny fa ny @ tourisme
very asa ny 25000 zone franche mpiasa miankina @ AGOA
very saosy 700Millions tokony avy any @ UE
very doholo ny pouvoir d'achat n'ireto classe moyenne rehetra teo aloha
very daholo ny rafi-drasa nifanarahana t@ FMI-BM
very ny demokrasia lasa fitondrana jandona sy sain-jaza sisa raharaham-pirenena
very ny fifandraisana @ ara-toekarena sy ara-barotra @ ireto namana Afrikanina indrindra @ Afrika atsimo sy ÃŽle Maurice
sns .............
Ny tsolotra sy ny akama akama aloha no tena ady ao,ny dadany natao sefo ary @ solika ary ,ny miaramila sasany sefosefo ao JIRAMA
sns.............
15. dadabe ( 16/12/2009 13:16)
analyse sociologique fanaon'i Manadafy Rakotonirina izany le hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403