mandavaka lavaka hilevenany itgv

1. papala ( 14/12/2009 09:49)
miseho milay @ hoe mahavita n'i MAdagasikara le andrytgv, nefa mandavaka lavaka hilevenany ihany , zao ndray zao de tsy mahazo misidina @ habakabak'i misy ny SADC ny AIR Mada, zany notena atao hoe : LE ANDRY RAJOELINA ALOHA de tena zaza ratsy taiza sady ratsy saina , alikamatin'olona, ...................tena sain-devoly mihintsy :evil: :evil: :evil: :evil: mitomany hakany COPENHADE @ resaka nefa tsy misy zavatra fatany kory any. OLONA POKATY SADY ROBOTN'NY FRANTSAY FOTSINY. tena tsara hoazy zay. manalabaraka fotsiny................ ary ny fiafaran'io dia HIHINANA NY RANONY SY NY VENTINY.
novalian'i Bazilou ny 14/12/2009 20:18
2. antimpanahi ( 14/12/2009 10:28)
Un ministre de la sécurité intérieure prend une mesure d’interdiction d’entrée sur le territoire contre un premier ministre légalement en exercice, responsable de la sécurité, de la paix et de la stabilité sur toute l’étendue du territoire national. Et d’autre part son supérieur hiérarchique,ridicule !
Manao coup d'état ndray zany ny ministry ny ati-tany :idea:
3. bozyboleta ( 14/12/2009 13:19)
Manao coup d'état ndray zany ny ministry ny ati-tany


Minisitry ny "FILAMINANA ANATINY" io ry dadabe fa tsy ati-tany zany a!

Tena efa soara marina nareo zany.
Tsy aleo ve maka retirety dia mba mitantara angano @ zafikely sao fanina eto @ sehatra politika eto? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. dadabe ( 14/12/2009 15:12)
ouarayy leuleu zah angaha miteny inn leuleu :-w :evil:
5. nanjakely ( 14/12/2009 15:15)
voasingotra dadabe leuleu ...!
6. Bazilou ( 14/12/2009 20:18)
ouarayy leuleu zah angaha miteny inn leuleu
Elaha ihany fa aza mody fanina eo no tena mpanely tsaho ato dadabe vôtany a, ary mety ialahy ihany io andevo mirody @ alina be io any @ elà any tsinona mbola antoandro tsara 8O :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1494