BODEGA AVEC NOUS

21. Toumba ( 11/12/2009 20:46)
:-D :-D :-D ny derika ve ry fijo
22. MialyRajoel ( 11/12/2009 20:50)
Sasana tsara @ alamo maraina atoandro hariva fotsiny dia mikombona tsara tsisy mpahalala kou :* :* :* :*
23. fijo ( 11/12/2009 20:53)
toumba ,elahy ity tsssssss

tandremo ary sao maina kina eo ry mialy,mitsovaka eo ny an'i sarla kely vao tifiriny eo ndry
24. Papoose ( 11/12/2009 21:02)
ki! :roll:
25. fozabe ( 11/12/2009 21:05)
vive tgv e
26. pikatti ( 11/12/2009 21:05)
papoose taiza foana , zao ndray vao hita an
:-*
27. Papoose ( 11/12/2009 21:07)
pikatti, teo foana fa papoose de tsy hitanao :wink:
28. fozabe ( 11/12/2009 21:08)
niova ps za ry pikkaty an
29. Papoose ( 11/12/2009 21:10)
ny fozabe fozabe foana ka!!! :lol: hita foana io!
30. maryline ( 11/12/2009 21:11)
Hahahaha tonga daholo indray ny vadin'izy roalahy hihihih,miara-mizotra izany an!
31. fijo ( 11/12/2009 21:15)
hihihih misy fozaorana mitady namana ato izany ry papoose fa tandremo
32. pikatti ( 11/12/2009 21:17)
slt mary :-* :-* :-*
zay koa ny Andriambavilanitra fa tamy ato daholo lé
ié mahagaga fa ny vadin-dry zalahy tsy miady fa le8 sy Rajou ihany no mifandaroka lava ao

fozabe :-D :-D :-D :-D de ahoana zany lé, efa tsy foza ve zany elah :-D :-D
pikatti, teo foana fa papoose de tsy hitanao

enao mitsoatsoaka foana an :wink:
33. fijo ( 11/12/2009 21:19)
ny foza letsy foza lava eny an
34. maryline ( 11/12/2009 21:21)
[quote=pikatti]
slt mary :-* :-* :-*
zay koa ny Andriambavilanitra fa tamy ato daholo lé
ié mahagaga fa ny vadin-dry zalahy tsy miady fa le8 sy Rajou ihany no mifandaroka lava ao

Salut pikatti! tonga ato indray e! arabaina daholo ny akama


:-* :-* :-* :-*
35. fijo ( 11/12/2009 21:22)
ato koa mafana lava ka
36. MialyRajoel ( 11/12/2009 21:24)
Manao ahoana akia Maryline , ndry ve aky tsy ilay vadin'i Organès?
37. fijo ( 11/12/2009 21:26)
hihihiih oka marina
38. AndriambyII ( 12/12/2009 00:44)
Lasa resa-poza ny dinik' i ra wui wui ny niafarany !!!
39. andevo ( 12/12/2009 01:43)
Aza miwiwika eo leity ialahy ry andriambilaka lohanandevompoza tiii
40. Papoose ( 12/12/2009 02:46)
fijo:

hihihih misy fozaorana mitady namana ato izany ry papoose fa tandremo



hihihihih aleo hitady fa toz manirery dia lasa mamorona!!! raha tsy zany v hitsatsaingoka resaka

pikatti, za tsy mitsoaka fa mba mandinika rehefa tsy mikozy :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0387