aiza noue fa manke azy ny politika ato e

21. fijo ( 11/12/2009 20:55)
tsika indray tsy mivalo raha vao dite ka,io le fombandrazana tsy mety misy maharatsy azy ko
22. ramosekely ( 11/12/2009 20:56)
azafady fa diso fanoratra e hisotro fa tsy hisisy
23. fijo ( 11/12/2009 20:57)
afaka misotro koa ny sipa ka,hoadrayyyyy,dite tena ilaina io wa
24. ramosekely ( 11/12/2009 21:00)
ny an'i noue sigara ka
25. pikatti ( 11/12/2009 21:03)
Mety tsara zany fijo ary elah io zany mpikotrana tahak'ahy koa ve,zany lesy no tena izy a, fa tsy manakana le misotro kely refa tonga ndray ty ny fety e,gaga be mantsy aho hoe inona le hisisy ry ramosekely lé
26. LalaoRavalo ( 11/12/2009 21:05)
Fa resaka inona izato resahanareo Rankizy an!
27. Papoose ( 11/12/2009 21:08)
:lol:
28. fijo ( 11/12/2009 21:17)
pikatti,za izay tonga eo mandeha ka,indrindra izao fotoan'ny fety izao
29. pikatti ( 11/12/2009 21:36)
siora lesisy ry akama, lalao zany toa tsy maharaka lé, azavao azy ao ry papoose a, inona,ka mandeha daholo zany na sigara ry ramosekely a
30. Papoose ( 11/12/2009 22:07)
:lol:
31. fozabe ( 11/12/2009 22:44)
:lol:
32. Papoose ( 12/12/2009 02:54)
i fozabe koa ohatran'i boloky! ny mpiforum eto nge ry foza tsy paiso na gana e!! mampime be!

pikatti, ampitondrau kahie 200 pazy sy sitlo katkolera zay mila fanazavana fa tsy tanam-polo fotsiny!!! :D
33. terrywui ( 12/12/2009 09:59)
tonga elah mimanifeste irery eo paris eo rabatista raha vao mitapitapy mafana fo eo fa any Geneve io ....!! kozy zany e anotanio rapique ..!
---itanlah ve rabatista fa refa atsoina i Noue kely de tonga ?
---tena mank bizouuu be i Noue de tsy te iditra ato fa raha ataonlah :* :* :* otrizao fona izy de mazoto mankato ...!!!hin hin hin hin hin
34. terrywiui ( 12/12/2009 11:04)


BON ANNIF MR LE PRESIDENT =D> =D> =D> =D> =D> (l) (l) (l) (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079