MITOMANIA MAFY AMZAY RY ZANAKI DADA FA MIAKATRA NY SORATRA A
1. terrywui
(
10/12/2009 12:46)
:-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) HIFARANA TSY HO ELA NY TANTARA
novalian'i fijo ny 10/12/2009 19:49
3. terrywui
(
10/12/2009 12:53)
KMDT
Mangataka hisamborana ny avy amin’ny ankolafy 3
Mbola mitohy hatrany ny fanehoan-kevitra avy amin’ny Komity Miaro ny Demokrasia sy ny Tetezamita na KMDT izay tarihin’ny Filohany Marcellin Razanakoto. Taorian’ny zavatra nitranga tany Maputo afakomaly izay nanaovan’ny avy amin’ny ankolafy 3 – Zafy Albert sy Marc Ravalomanana sy Didier Ratsiraka- dia nanambrana ny KMDT fa fanonganam-panjakana ny zavatra nataon’ny ankolafy 3 . Araka izany mangataka amin’ny Filoha Andry Nirina Rajoelina sy ny fitondram-panjakan’ny Tetezamita izy ireo mba hametraka fitoriana ary hisambotra ireo izay nanao sonia ny Maputo III. Tsy izy telo lahy izay mpitarika ny ankolafy 3 ihany fa ireo izay delegasiona sy ny mpanelanelana avy amin’ny GIC ihany koa. Sady fanonganam-panjakana mantsy ny zavatra nataon’ny ankolafy telo, hoy izy ireo, fa eo ihany koa ny famadihan-tanindrazana. Efa im-betsaka moa ity fikambanana ity no nanao fanambarana. Efa nisy ihany koa ny fanakianany ny Filoha Andry Nirina Rajoelina izay nolazainy mihitsy fa tsy nanaja ny fifanarahana tamin’ny vahoaka teny amin’ny kianjan’ny 13 mey. Nitaky koa izy ireo ny tokony hameranana ny Fahefana Avon’ny Tetezamita satria iny rafitra iny no nifanarahana tamin’ny vahoaka mpitolona teny amin’ny 13 mey .
niry ramanitra

5. nanjakely
(
10/12/2009 13:19)
mety ihany izay fika mande sambo fa vao midila kely eo le sambo de lanin'ny atsantsa any i Dada sy ny forongony ,
ny mitsambikina any antamponketsa amin'ny helico zao no metimety kokoa de tonga de mikamofla any Andriba na Ankazobe any :idea: :idea: :idea:

8. ifiona
(
10/12/2009 13:22)
mandrovitsihy mihitsy ato ny pro-TGV! mivazavazà faramparany nareo fa efa kely sisa dia tapitra ny fampijaliana ataon'ity TGV ity @ vahoaka malagasy! ny an'ireto dia tsy misy afa-tsy Ravalo no hay lazaina, fa feno tay ny masonareo tsy mahita ny ataon'ity TGV! tena tsisy fijerena objectif ntsony! mba mianara an-drakidoro fa rehefa hita hoe ratsy dia ts maintsy lazaina, zany tsy midiaka hoe manohana an-dra8!
ah zalah e
:evil: :evil:
ah zalah e
:evil: :evil:
9. nanjakely
(
10/12/2009 13:26)
IFIONA ____________ enao no tena tsy mahalala mpitondra raha tsy Ravalo !
ary mitapimaso otran'ny soavaly ozy antimpanahy ka na hita fa ratsy aza de izorana foana :evil: izay ko angamba no nanaovana ny anaranareo hoe "mpiondana" ,tsy de misy saina loatra fa manaonao foana sy mtenten foana fotsiny de be wawawawouwouwouwouw eto amin serasera.org :evil:

10. jajaf401
(
10/12/2009 13:35)
Andao izay nahafaty ny voay aloha eh, hoatry ny teo aloha ihany, valinkasasarana io, na iza teo na iza dia tsy maintsy zay no lalana; f'aza manao commentaire vilany eo, fa tsy misy affirmation gratuite eto!
11. ifiona
(
10/12/2009 14:26)
nanjakely:
IFIONA ____________ enao no tena tsy mahalala mpitondra raha tsy Ravalo !
ary mitapimaso otran'ny soavaly ozy antimpanahy ka na hita fa ratsy aza de izorana foana :evil: izay ko angamba no nanaovana ny anaranareo hoe "mpiondana" ,tsy de misy saina loatra fa manaonao foana sy mtenten foana fotsiny de be wawawawouwouwouwouw eto amin serasera.org :evil:
oviana aho no mbola hitanao "niondana" t@ Ravalo ry nandra ty a! zany ka nandra, rehefa tsy maharaka dia mangina ty vava fa tsilaina miteniteny foana eo hon hon hon! ataovy sens inverse fotsiny io nataon'i TGV io, raha toa ka i Ratsiraka na i Ravalo no ni-empeché an'i Rajoelina tsy hody avy any, dia hoy nareo hoe mpanao didi jadona, mazava ho azy, fa rehefa Rajoelina no manao azy dia lazaina fa mety avokoa??? ka iza no feno tay ny masony?
tsy izaho aloha no mpanao hoe vive tgv isaky ny iray minitra e! na vive Ravalo na vive Rakoto! fa ny hitako ato dia ny tgvistes no tena fanatika, zay fehezanteny rehetra faranana @ vive tgv, comme heil hitler! mety be mihitsy! hin hin hin!
:evil:
13. wxxx
(
10/12/2009 14:41)
nanjakely=wuiwui
mahazo teny gasy tsara isé zay!!! =)) =)) =)) =))
vive ny andevoloha hoy antsibilina o^o

14. milamm
(
10/12/2009 15:19)
bdb ny tsy mety fa ty farany ty no mampitovy antsika @ ao afrika exilé de force ny mpandray anjara @ fikaonandohampirenena rehetra any ivelany,azo takalon'aina ny rehetra @ herimpamoretana ao antoerana ny gadra tsy ahafahana
15. feticon
(
10/12/2009 15:29)
aleo ry zalahy hiady dia izay vao tela ilaina ny CRN an'i zafy avy eo,sa ahoana
16. pikatti
(
10/12/2009 19:24)
tsy izaho aloha no mpanao hoe vive tgv isaky ny iray minitra e! na vive Ravalo na vive Rakoto! fa ny hitako ato dia ny tgvistes no tena fanatika, zay fehezanteny rehetra faranana @ vive tgv, comme heil hitler! mety be mihitsy! hin hin hin!
Be no lasa adala ato @ io tgv io aloha e, na ny rasily aza efa manasa tànana , betsaka no madika vilana fa raha vao mikrity an'i Andry de systematika R8 diso be lisany ry zalahy
Soloy AVE CESAR @ izay ry zalahy a:lol:
raha toa ka i Ratsiraka na i Ravalo no ni-empeché an'i Rajoelina tsy hody avy any, dia hoy nareo hoe mpanao didi jadona, mazava ho azy, fa rehefa Rajoelina no manao azy dia lazaina fa mety avokoa??? ka iza no feno tay ny masony?
azon'elah tsara zay rawix atapvy ihany io miteniteny foana io :-D :-D :-D
17. vitamatavy
(
10/12/2009 19:40)
efa nanolotra ny kandida ho minisitra koa i rawix ,k'asa f'efa mihetsiketrika be ny anao lahy