Fantatra ireo saika hitifitra ny President Rajoelina !
1. nanjakely
(
08/12/2009 11:40)
Anisan'ireo lasa namonjy fivoriana tany Maputo ilay na ireo olona nampitifitra na nitifitra ny President Rajoelina ,,efa manao ny asany ny SAG ,sy ny FIP ny amin'ny fitsenana azy ireo eny IVATO fa mbola tavela any fa tsy mbola tonga ilay na ireo olona ireo
novalian'i wxxx ny 10/12/2009 14:47
2. pikatti
(
08/12/2009 12:58)

Raha mitady ho faty elah de ho avy zahay fa aza maniry loza ,raha tsy mahay mitifitra ny capsat de aleo ny pro no hanao :-D :-D :-D
3. Mirananirina
(
08/12/2009 13:39)
hay ve olona any alavitra any no lazainao fa saika hamono e :lol: nalefany inona avy any maputo hono??????Lazao ny porofo.
4. milamm
(
08/12/2009 13:52)
marna zany pikatti a,mba matihanina no tokony nanao iny mission iny de nasiany embuscade kely oh,rocket propeller,suspens kely madinidinika tonga lasa lavenona maritiora ny frantsay i lavanify,vao manomboka kalo ny filma fa tsy mbola tapitra k ts manin,ny nataony lery @ Ravalomanana ihany io miverina aminy io,i fetison njay zao no tsy maintsy usual suspect @ iny de anamboarana dossier endrasana azy eny ivato,nefa mety tetiky ny frantsay anapotehana ireny fifanarahana rehetra ireny tsy hanakery mankasitraka ny ijanonany lavanify eo mandrapaha ,zarazarao anjakana ihany io e de ho avy ry zareo hametraka tsimoramora ireo olony @ fikarakarana fifidianana sy ny olona kendreny @ rep 4.
sarisary kely antsaina @ zany,hisy fanambarana ofisialy atsy ho atsy hilaza fa vonona ny hamatsy vola @ fikarakarakana ny fifidianana,hanaramaso sy hanelanelana izany ny vondrona eropeana ny imf( @ reo 300 millions euro ) ary ny WB ampahany @ $ 500 millions toy zao no endriky reo fepetra angatahin\'izy ireo @ zany
- la création d\'un organisme paritaire autonome, qui sera chargé de gérer l\'ensemble du processus électoral ;
-la libération et la réhabilitation de tous les détenus politiques dans leurs droits civiques et politiques ;
-la participation des délégués des partis politiques à la révision des listes électorales ;
-la révision à la baisse de la caution aux élections ;code electorale,bulletins de votes
-la présence des observateurs étrangers à toutes les phases du processus électoral ;
-l\'engagement de tous les acteurs (administration, partis politiques, forces armées et police) de renoncer à tout acte de violence durant le processus électoral ;
-la neutralité des agents de l\'administration, notamment les gouverneurs, les préfets, sous-préfets et communes
-l\'accès équitable des partis politiques aux médias publiques
-l\'interdiction de l\'installation des bureaux de vote dans les camps militaires ;
-l\'utilisation d\'urnes transparentes et la transmission des procès-verbaux des résultats.
satria tia taratasy ny vazaha fa ireto mpanao politika malagasy ny manimba sy
mamotika ihany no hainy(reo fomba anti-constitutionelle isakarazany fanaony)de tsy maintsy hisy accord handalo eo ambany mason\'izy reo ary ho soniaviny UN hanankery

5. AndriambyII
(
08/12/2009 15:49)
milamm:

Dia ny systeme taloha ihany no miverina fa novaina loko fotsiny .
Mankarary andoha fotsiny ny mieritreritra azy .
6. vitamatavy
(
08/12/2009 19:21)
ny porofo ve moa hisy ,rehefa te hosamborina dia ho samborina,sady tsy mbola nisy fanjakana nalaina ankerina nilamina izany e ,na& hoe nisy democratie na fandrosoana
8. milamm
(
09/12/2009 00:42)
Andriambyll,io le tsy tantiny olompirenena Malagasy rehetra intsony ankoatry reo efa hita teo aloha ny toedraharaha ankehitrio sy niainana taloha very ny hambo sy rehareha maha-Malagasy ,le izy nge de oh ratsy nifandimbiasany ireo mpitondra ny Madagasikara ,sehatra fiarahamonina tsy afaka nivelatra voatefy @ fisainana hanaiky zay atolotry hafa fa tsy hiaro reo tombotsoany daholobe ,hitsinjo ny ho avy ny fiainampirenena e...rafimpisainana nampidiriny frantsay t@ taonjato 19 tao amintsika io oe enao aloha fa ny hafa tsy olana tsony ny ambiny/ny firenena 1 manontolo no mandoa ny fatiantoka sy fijaliana,mendrika ny ho avy tsaratsara kokoa i Gasikarantsika ka .De tena donto tsy mieritreritra v ry lerony reo aftsy ny tenany tsy afaka mamorona zavatra hipetraka ho any tanindrazana mandrakizay(legacy)manasoa sy ireharehany rehetra azy fa tao samy mibaby alahelomahoaka daholo aby
fijo,ny tombatombako manokana de ho lafo be ny vidinjavatrarehetra na nyt ppn aza efa safotra ny fahefamividiny ireo very asa na tsy afaka manohy ireo fivelomany teo aloha marobe ny hotakotaka tsy iseho izao fa @ janv iny na aorina ,tsy mbola ho vaovao tsara ,satria tsy mbolka nivoaka le ol faha telo hilatsaka 2010,nety ho rediredy daoly zany fa erahamahita eo

9. naritsimba
(
09/12/2009 06:18)
ny naon'ny ra8 ihany izao no miverina aminy, firy moa ireo nigadra t@ tsy antony, firy no maty t@ ireo nogadraina sy t@ ireo reserviste nanohana azy t@ fampandrian-tany? maninona no tsy miteny intsony ny mpitarika ny zana-dambo t@ izany fotoana dia Ingahy razafindralambo Olive? sa efa misotro ronono sady nampangininy Ra8 t@ vola dia nangina, saingy soa ihany fa nisy an'io Ministry ny Fiarovana io izay anisan'ny nandray anjara t@ fanafihana tany @ faritra avaratra, ka mahalala ny stratejia rehetra sy ny zavatra natao, an'ny miaramila moa ireny ka sarotra ny mamoaka azy saingy fantatry ra8 tsara ny marina dia tsy sahy miverina izy. Asa anefa raha mbola mahatsiaro tea ho malagasy izy dia tsy tokony hiverina eto satria MISY TODINY NY RAN'NY MALAGASY NOVONOINY.
12. pikatti
(
09/12/2009 14:46)
Marina lesy zany fijo sy menakely Père Noël vs Noël Rakotonandrasana
efa mafotaka sahady ty ny raharaha , efa panika daholo ny lohadohan-tsorona ao @ rasily ao zao , hiantsoantso ndray ry zalahy fa tsy mivaky e, tsy mivaky ny miaramila hay miparitaka izy ao

13. AndriambyII
(
10/12/2009 13:50)
pikatti:
Raha mitady ho faty elah de ho avy zahay fa aza maniry loza ,raha tsy mahay mitifitra ny capsat de aleo ny pro no hanao :-D :-D :-D
Bainn' iladinina efa daidra baïnn aa!!
14. wxxx
(
10/12/2009 14:47)
Bainn' iladinina efa daidra baïnn aa!!:idea:
sao de mbô marina kosa ary zany lohanandevonareo zany :idea:
Aleo njay andevo fotsy hitonja fa tsy mamely ny andevo mainty BE capsat e