Joyeux annif Andrywui sy i Pikatti
1. hery
(
05/12/2009 22:22)
Ato amin'ny politika no ataoko satria anisan'ny mpanao "politika goavana" (lol) eto izy roalahy ireo.
Nahafinaritra ny nahita tao amin'ny site-n'ny namana.serasera.org hoe aniverseran'izy roalahy androany 5 désambra.
Hay dia efa mitovy vintana an :-)
Nahafinaritra ny nahita tao amin'ny site-n'ny namana.serasera.org hoe aniverseran'izy roalahy androany 5 désambra.
Hay dia efa mitovy vintana an :-)
novalian'i fijo ny 08/12/2009 21:26
3. vitamatavy
(
05/12/2009 23:08)
izy mitsam ireo anie tsy mifankafoy mihitsy ,araka ny feo reko dia hoe mifampiresaka foana izy mitsam,ary efa nanao rdv tany fijerena fara andriamamonjy ,@ izao fitsingerenany taona'izy mitsam izao dia mba tokony haverina kosa @ izay le ps an'i wiwi ,mba tena halahelony mihitsy mantsy iny
4. pikatti
(
05/12/2009 23:28)
Mankasitraka e
bon annif koa elah zany Rawix ary azabe torimaso elah
Aty @ Groupe Soley aty aho io Rahery a mampamangy ozy Haja (Raozigasy)
:-*
bon annif koa elah zany Rawix ary azabe torimaso elah
Aty @ Groupe Soley aty aho io Rahery a mampamangy ozy Haja (Raozigasy)
:-*
7. maryline
(
06/12/2009 07:00)
Bon anniversaire daholo izany ianareo 2 lahy e! hihihihi aza adino ny gateau e!
9. zama19
(
06/12/2009 11:30)
:lol: :lol: :lol:Fahafiritaonan'ny nahafatesan'i Andrywui tokoa moa io :-D :-D :-D :-D :-D
vive TGV
:-P
:-P
Ary Terrywui sy MItapiwui oviana ny annif
vive TGV
:-P
:-P
Ary Terrywui sy MItapiwui oviana ny annif
10. ifiona
(
06/12/2009 11:44)
dia arabaina zany nareo ry terrywui, mitapui, andrywui, stalingrad, general, Kalack,antimpanahy,swann,pikatti,wiwi,sns....
11. xxx1
(
06/12/2009 14:18)
Inona no tena hevitra fonosin'ity dinik'i hery ity,....hoe i Andrywui ve zany dia tsy iza fa i pikatti ihany??? 8O
12. pikatti
(
06/12/2009 18:53)
Tsy mitovy @ lah letsy zah a, zah Abel elah Caïn
zah Ikotofetsy elah Imahakà
zah fetsifetsy elah kakaoety :lol:
zah Ikotofetsy elah Imahakà
zah fetsifetsy elah kakaoety :lol:
13. terrywui
(
06/12/2009 20:08)
Novonoin'i hery ho faty i andrywui de avy eo ankalazainy eto ndray hono ...! :evil: :evil: mamoha fotamandry ...!! tsy olana fa misaotra anao ihany alou amle fiarahabana annif ee" A/tra hitahy anao sy Mme Lanto sy ny papoose ..!!
--mitahia fa efa lasanko razana lery (andrywui=....! iray minitra fahanginanan ho an'i andrywui notifirin'i hery teo an-tany fiadiana ka lasa any ambany rangolahy tsy fidiny ....! soa fa mbol eto ny frere ny mahery vaika noho izy ;...!!

14. maryline
(
06/12/2009 20:49)
hahahahaha :lol: :lol: :lol: dia lasan-korazana tokoa i Andrywui nohon'ny hetraketrany diso tafahoatra, raha mba hendry mantsy izy dia mba niaraka nitsoka labozy teto .
16. ndotofetsi
(
07/12/2009 10:10)
kou fatin'alika kou =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
18. antimpanahy
(
07/12/2009 12:02)
DATY NAHATERAHAN I ANDRYWUI TOKOA LETS IO FA FIKA BE LE KOZINY TAMLAH OMALY TAM PHON INY A ......!!!!
FA HONO OA LETY RA PIQUE ..!! TOA FELAKA BE HONO NY CADEAU D'ANNIF AZONLAH TAMIN'I NOUE FA NISOLATSOLANA TANY ELAH ?? HIN HIN HIN HON HON HON
FA HONO OA LETY RA PIQUE ..!! TOA FELAKA BE HONO NY CADEAU D'ANNIF AZONLAH TAMIN'I NOUE FA NISOLATSOLANA TANY ELAH ?? HIN HIN HIN HON HON HON