2.000.000 de dose

1. bazylou ( 04/12/2009 19:14)
na vaksiny h1n1 hono no mba an'ny madg, de ahoana , atao atsapaka izany ny vaksiny sa 1 androa , ohatrany mividy siramamy tapany sy menaka 1000 fmg, :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 11/01/2010 10:57
2. xxx ( 04/12/2009 19:37)
Fa angaha ianao tena adala sa inn no mananihany momba izany , sao mba ho voa vao be konentaka eo fa... TSY MAPMééééééééééééé!Ralouuann an! Ndeha manao vakisiny fa tsss! izy hoà venjana tsss!
3. bazylou ( 06/12/2009 16:34)
vaksiny 1 ho an'ny olona 10 izany ny an'ny gasy, le aza, beuuuurrrkk :-D :-D :-D :-D
4. Ratoa ( 16/12/2009 15:38)
mifalia fa mba misy ezaka é! aza faly ny hanabaty lava eo!
5. xxx ( 06/01/2010 23:05)
ka na io ara tsy ho lany akory, anga ny olona retraretra no hitomany hanao vaksiny izany,firy ny olona aty ivelany aza tsy nanao, indrindra ny gasy manana immunité matanjaka tsara
Ny an'i frantsay ara izao vaksiny firy no natao komandy nefa izao tsy ampahefany akory no lany, ka tsy hitako izay mampme @zany 8O
6. xxx ( 11/01/2010 10:57)
Ny ahy ilay vaksiny mihintsy no tsy atokisako, aloe ihany aho ao @ ilay 9/10 tsy mahazo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1155