Fandrobana vahoaka madinika

1. Rajakoo ( 03/12/2009 22:58)
http://www.tananews.com/wp-content/uploads/2009/12/soarano.jpg

Hampinano any ry zareo fa aza asina santimaka ,olona mpandroba anareo ihany ireo tonga ao @ fitondrana io ary fafazo any koa ho haingana
répondu par bazylou le 04/12/2009 19:05
2. Rajakoo ( 03/12/2009 23:49)

R8 miverena ianao fa potik'ireto jiolahy ny Firenena
3. patrick2002 ( 04/12/2009 13:05)
Tongava i Dada fa mbola misy ireo minomino fotsiny ihany , :lol: :lol:
4. pikatti ( 04/12/2009 14:07)
Matoa mifezaka le ralavanify dia mazava zay fa mahery vaika i R8,tsy hitako zay atahorana raha olona tsisy lanjany :idea:
5. kidoropamba ( 04/12/2009 14:43)
hin hin hin! aleo ihany hono i Dada raha izao no ataoanay". Dia faly midanàka ny zanakao lahy. Tssssss! dondrona mihitsy e.
Zaho tsy Tgv-ista fa kosa dia tena tsy mirevy an-dra8 izay mpanao ody gasy sy mpanao sorona "balita" tsy ampy taona.

Ka raha hifikitra amin'io fehezan-teny io ny dadanista dia veloma lava fa tena angetoran'andriamanitrra hatrany e.
hin hin hin hin hin
6. bazylou ( 04/12/2009 19:05)
ka ny gasy anie alika ihany , e miverina amin'ny nalohany ihany no tiany fa ny vaovao dakany,beeeeeuurk :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.241