coincidence ve
1. fozabe
(
03/12/2009 21:54)
androany dia nisy nitifitra ny cortege presidentiel nisy an'i Andry rajoelina,torak'izany koa ny tany guinée conakry satria dia naratra mihitsy le puchiste daddis camara raha nisy nanao embuscade ny cortege presidentiel nitondra azy,izay voalaza fa miaramila ihany no nitifitra...
dia ho sanatria ve
:idea: :idea: :idea:
vive notre president Andry rajoelina
dia ho sanatria ve
:idea: :idea: :idea:
vive notre president Andry rajoelina
novalian'i wxxx ny 04/12/2009 16:04
2. Rajakoo
(
03/12/2009 22:59)
Alahelom-bahoaka daholo zany ,efa lazaina hoe izao no atao mbola be zesta ihany aleo hinanenany any
3. Robie
(
04/12/2009 00:43)
Fanodinan-dresaka daholo izany mody atao misy tady hamono zany ,efa fanaony matetika io mitomany henjehina lava io anie e,hita fa tsy mendrika ny ho filoha,naninona raha niandry fifidianana fa tsy noravana fotsiny t@ izao fotsiny ny fitondrana teo aloha?naninonana raha namboarina izay tsy nety teo aloha dia notihizany ny dia?Izao na ny Frantsay nanohanan'iny coup d'état iny aza izao efa miala tsikelikely :roll: :roll: :roll:
4. patrick2002
(
04/12/2009 12:54)
Niala ny frantsay satria manana olona hatokisana kokoa izy noho ny TGV dia ny mouvance Ratsiraka ,
Tsy misy hahatoky izay fifidianana hataony Rvalo raha mbola izy no nitondra teo satria naha ny Radio tsy miandany aminy aza dia efa nakatony Ravalo tsirairay ,radio don bosco, antsiva ,viva.
Ireo mpanambola tsy miandany aminy dia efa naiditra amponja ,sy nitsoaka ny madagascar daholo ,Razafindravahy tompony KOBAMA, andrianjafy (le quartz). groupe fraise (STAR ,SICAM), Toyota Rasseta.
Ireo jeneraly tsy miandany aminy dia nalefa retraite daholo.
Mpanao politika tsy miandany aminy dia naiditra amponja ,na natao ankilabao .
Fehiny coup d`Etat ihany no nampiala an`i Ravalo sinon premier toro dia vita.
VIVE TGV
VIVE CAPSAT.

5. wxxx
(
04/12/2009 16:04)
Politikan'ny seza vide zany no klé, ka aleo mody marary satria tsy nahazo nankany Danemark sady niavona tsy ho any Maputo
hita be zao ty paika sans qualité :oops: :oops: :oops:
hita be zao ty paika sans qualité :oops: :oops: :oops: