MITONIA TSARA ISIKA RANKIZY FA TSY AHAVITANJAVATRA NY FO
22. antimpanahy
(
03/12/2009 15:17)
Misy fanamarihana ho ataoko ity : hevitro manokana : "matoa tsy nitohy iny Fitondrana Fito taona dia nidoboka iny dia nisy Fangatahana zavatra tsy tanteraka nilain'ilay devoly tao
-fa minoa ahy hianareo fa raha nataondravalomanana ka notanterahiny ny zavatra nangatahinai SATANA taminy dia mbola nitondra teo izy !
-raiso amin'ny saina tsy miangatra ny fitiavan'olona azy hatramin'izao , tokony hiala teo ve izy ?
-mbola be no ho tantaraina .............................

24. antimpanahy
(
03/12/2009 15:49)
Ny marina no holazaina , ny zavanisy tsy azo hafenina mandrakizay
25. belaza
(
03/12/2009 16:46)
izany aloha marina aminao irery ry antidahy fa ny tena marina tsy azo ialana izao dia ianao tsy mahazaka zavamahadomelina nefa mifoka, ary mahatsapa daholo ny pisera rehetra (afatsy ianao) hoe misy fahavoazana ianao, ka aoka ry raiamandreny hajaina a, omeo hajany ny tenanao aza miteniteny foana, de ho ajainy olona ianao. fa raha mbola te hitatara angano ianao dia ataovy any aminy eritreritra mandalo fa mitsidika any ihany izahay indraindray
misaotra
misaotra
26. antimpanahy
(
03/12/2009 16:49)
Tsy ho lany andro aminareo eto aho rankizy raha zavatra tsisy lanjany no ho lazaiko fa naleoko nitanina andro teo atokotany aho ,fa matoa aho mijabajaba amin'ny tsy fahitana tsara manoratra izay zavapatako eto dia tombotsoa lehibe ho an'ny firenena izany
misaotra tompoko
misaotra tompoko
27. belaza
(
03/12/2009 17:11)
ndana matory aminizay ry antipanahy fa sao vaomaika ianao midelira eo a aleo ny ankizy no hiady hevitra eo fa ireny mbola vory saina tsara
28. fijo
(
03/12/2009 20:34)
ary sao dia azo ampiasaina eto ary le fitenin'ny ntaolo hoe"antimaola"???????asa aloha e,toa izany no tsapako eto ko
29. antimpanahy
(
04/12/2009 09:14)
fijo__________
Marina ihany angamba ny teninao fa maola amin'ny fitiavantanindrazana aho ary maola amin'ny fanafahana haingana ny firenena !
tsy nanoratra teto aho raha tsy hitako fa toa mitady hiverinae eto M/car i ravalomanana nefa ny zavabitany aza raha ireo zavatra kely mbola vao notanisaiko ireo dia efa tsy laitra ary mampisendoatra anareo
misaotra anao

30. antimpanahy
(
04/12/2009 11:26)
Raha tsy ahatsindry fo hianareo rankizy ny hanazavako ireto porofo maromaro ireto dia mamakia fotsiny ihany fa zavadehibe na ny hafantaranao fotsiny ny tena votoatiny aza
misaotra
misaotra
31. papala
(
04/12/2009 12:51)
ka raha tsy nandoa izy rilay vendrana ty de mba kotio kely ange ny magro nopotehin'ny le foza orana (andry tgv) e! de analao ny taxe tsy naloan-dr8, fa ahita tenisany fa HAMERIM-BOLA HO ANY DADA.
ARY zany ody ratsy zany, FA I ORGANES SY NAREO TGV NO HITANAY T@ TELE FA NANDORO ODY RATSY TETSY AMBOHITSOROHITRA , HO ENTINAREO ANDEMENA NY MALAGASY, ARY NALEFA T@ TVM mihintsy lay izy.
anzonao zany RAHAANTIMOLA?

32. antimpanahy
(
05/12/2009 10:37)
Raha tsy ahatsindry fo hianareo rankizy ny hanazavako ireto porofo maromaro ireto dia mamakia fotsiny ihany fa zavadehibe na ny hafantaranao fotsiny ny tena votoatiny aza
misaotra
misaotra