handeha ho any maputo ihany i tgv e

1. dofinois ( 01/12/2009 10:15)
Fantatr'i TGV fa hotonga eto ny Filoha Chissano dia manao pression izy hoe : tsy ho any Maputo aho, jereo fa manohana ny tsy fandehanako any ry Pierre andrinantenaina sy Ramaromisa, chefs de régions (sic!). Groupuscules !

Raha tapaka anefa fa tsy maintsy hatao ny maputo III io dia mandeha ihany iny ! Dia mody milaza hoe : izaho foana no mandefitra. Fitiavako ny Firenena hivoaka ny crise ny andehanako.

Mila mihenjana kely ny mouvance Ravalo manazava ny marina @ Psdt Chissano.

novalian'i fijo ny 02/12/2009 20:52
2. pikatti ( 01/12/2009 12:10)
Io mi-jouer vitimisation io no tena paikan-Dradomelina
ary misy koa milaza fa sao mihetsika ny trombany (trance)dia aleony eto ihany
fahatelo ny fatahorana an' R8 sy Ratsiraka hanitsaka an'i Mada ary io no tena mahafoza azy fa raha tena lahy izy aleo nifampitana teto an-toerana
3. wiwiwi ( 01/12/2009 13:26)
webcam ndray hono e :lol:
4. AndriambyII ( 01/12/2009 13:33)
O ra pikatti a ! ny olana anie dia ireto miaramila ireto foana é ! efa naverimberina impiry moa izany teny izany !!rehefa miady ny lehibe dia ny ankizy foana no tsy maintsy voaforiporitra !!
Tadidio ilay hira hoe :" taloha taloha ny kely tsy mba mamindro , taloha taloha tsy afaka niteny anef' izao ankehitriny izao , olona afaka ianao ,... ary io Chissano io dia olona vôtany be tsy misy hilavana azy !!Inona no fantany @ izay politika malagasy izany ?????
5. pikatti ( 01/12/2009 13:55)
Rajoelina;
«Il faut respecter la souveraineté, l'honneur et l'intérét des Malgaches (...). J'estime que c'est honteux de se rendre à l'extérieur pour discuter d'une histoire de lutte de chaise et d'intérét»

Rakotovahiny;
«Je ne le comprends pas dans la mesure où il était partant pour aller à Paris il y a une semaine»

Chissano anie lesy Billy tsy hoe hitondra an'i Mada ka hoe mila mahay tsara ny politika gasy , eny fa na ny samy ao an-tanàna ao aza mino aho fa be no tsy ao @ io politika io ,porofo fotsiny io Andry io zao,
Chissano sy ny hafa dia neken'y rehetra hatao hanamora ny fifandraisan'ireto politika gasy manao maso sy sakay ireto mba hifanaraka ary hampiatra izay nosiniavin'ny tsirairay tany Addis Abeba ireny ohatra
6. vitamatavy ( 01/12/2009 17:21)
rehefa tsy handeha i tgv ka ny mouvance telo ihany no lasa dia ahoana ,hanangana gouvernement ve ? dia ahoana hoy ny capsat ,ny tafika lazaina fa neutre
7. fijo ( 01/12/2009 19:49)
aleo ho ita eo izay hitranga e,fa mino aho ,fa hoany ihany i zazakely ka
8. vitamatavy ( 01/12/2009 20:06)
mandany andro no tena adiny eo aiza kosa ka 800000dollars/J ny resaka bois de rose illegalement,raha milalao eo izany ry zareo elaela efa matavy daholo,marihiko fa illegalement izany fitsandrahana izany
9. fijo ( 01/12/2009 20:09)
ny loza anie ,dia izao e,na hilalao elaela eo aza,rehefa tsy eo intsony voatery mamerina aminn'y fanjakan aihany e,tsy misy tsirony akory
10. vitamatavy ( 01/12/2009 20:12)
ka le re'saka prestige koa io hoe za no mandidy e,olona sans valeur ohatran'ireny ve no nahazo fanjakana tampoka tsy hanararaotra nefa en fin foatery mitsaoka an'i madagasikara avy eo
11. fijo ( 01/12/2009 20:18)
izay ihany no hiafarany eo fa jereo tsara,io ziriziry io no efa nanimba an dratsiraka sy ravalo,dia tsy mbola maka lesona ihany fa doma be
12. vitamatavy ( 01/12/2009 20:33)
ny farany dia mety ataon'ny mpokina wc publique le villa style grec roman an'i tgv iny rehefa mitsaoka eo
dia izay vao tena ho vita matavy
13. fijo ( 01/12/2009 20:36)
ny fianakaviany no mampalahelo anie e,
14. vitamatavy ( 01/12/2009 20:40)
efa presque aty france daholo ny fianakaviany
15. AndriambyII ( 01/12/2009 23:23)
Fa tadiavin-dry zanaka profane ho rotehina tanteraka ve ny malagasy rehetra sa ahoana marina no tena tanjon-dry zareo é ? Tsara fantarina handraisana fanapahan- kevitra hentitra . :idea: :idea:
16. nancy ( 02/12/2009 00:36)
Tsy efa potika ve e?

AndriambyII:

Fa tadiavin-dry zanaka profane ho rotehina tanteraka ve ny malagasy rehetra sa ahoana marina no tena tanjon-dry zareo é ? Tsara fantarina handraisana fanapahan- kevitra hentitra . :idea: :idea:



17. vitamatavy ( 02/12/2009 05:01)
O RY LETIA RAPA AN SOA DIA IALAHY IHANY AZA LESY LE HERIMIAFINA FA NIOVA PS :idea: :idea: :idea:
INY BANDY KOA MANTSY ANY CANADA SADY MPIDITRA ETO @ SERASERA TALOHA
18. fijo ( 02/12/2009 20:52)
hihihihi efa aty ny zanany,fa ny dadany sy ny vadiny mbola any mada ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0809