« commandant Charles » au nouveau conseil d’administratiom

1. Ronaldo ( 30/11/2009 01:37)
Le « commandant Charles » au nouveau conseil d’administration de la Jirama


ndeha ho palako koa ny vadin'io jiolahibonto io sao maba lasa PM klé :-D
novalian'i fijo ny 01/12/2009 20:15
2. patrick2002 ( 30/11/2009 02:14)
tena tsy misy afa-tsy pokatty sisa no mba GTT ato dia iny no avadika dofinois ,wiwiwi ,gasmlay ,inona koa ,hataony politika tsy matory mihintsy :-D :-D :-D
3. vitamatavy ( 30/11/2009 03:24)
esy re rapa ,mbola misy mpanaohana ihany ny hat ,noho tsy fitiavana an'i ra8 ve no hanohanana ny hat :-D :-D :-D
4. vitamatavy ( 30/11/2009 03:31)
800.000dollars par jours riens que pour le bois de rose
raha hatramin'izay nipetrahan'ireo teo izay 9mois EFA NAHAVIDY AIRE FORCE ONE FIRY ,alefaso ny ampamoaka raha mafy be ary aza dia ny ministera justice no hitongiana ,efa mahana ny ratsy vita
5. patrick2002 ( 30/11/2009 05:21)
zandry oh! ny aferana bois de rose efa nisy hatramin' izay ,rehefa ho raisiny Dadanareo antanana ny trafikana bois de rose dia nohenjehina amin' izay ny mpanao afera na bois de rose rehetra ,satria izy dada no te hi monopoliser ny trafikana bois de rose , i TGV dia manohy ny ady @ fanapahana bois de rose fa i TGV tsy manondrana bois de rose ohatry ny MAGRO .
6. pikatti ( 30/11/2009 07:16)
ndeha ho palako koa ny vadin'io jiolahibonto io sao maba lasa PM klé


tratran'i Lelison koa ary ty ny bofin'i rapaty :-D :-D :-D
mety ho lasa chaffeur zany elah klé
7. maryline ( 30/11/2009 07:20)
pikatti:

ndeha ho palako koa ny vadin'io jiolahibonto io sao maba lasa PM klé


tratran'i Lelison koa ary ty ny bofin'i rapaty :-D :-D :-D
mety ho lasa chaffeur zany elah klé



video gag hihihihihi!!!!! tapaka ny tsinaiko misaotra pikatti nihomehy vao maraina
8. pikatti ( 30/11/2009 07:23)
mary :-* :-* :-*
bofin'i rapaty io ha ha ha,mitady toerana chaffeur mantsy nedala de ny bofiny no nalefany any :-D :-D :-D :-D
9. terrywui ( 30/11/2009 10:54)
mahamay vao masill ndray ra PIKANY ato zany le ...!! ataondrapatrick vizana mitsy le !!
10. Mirananirina ( 30/11/2009 11:52)
Pikatti,tsy ratsy indray io sary io :-D :-D :-D :-D
hay ve mbola tsy niakatra grade foana i Racharles e.
11. pikatti ( 30/11/2009 12:02)
mirana :-* :-*
plus mandrava plus miakatra grady de zay no tena hataon-dry Ramarson zao , tsisy hafa @io mitsy
zay no ataon-dry zalahy mpilelaka tgv reo :-D
12. Rajakoo ( 30/11/2009 12:43)


ny ahy io bandy miseho ho dadany io mitsy no ataoko minan'ny tsy finanany :twisted: :twisted: :twisted:
13. pikatti ( 01/12/2009 12:12)
io bandy miseho ho dadany io mitsy no ataoko minan'ny tsy finanany


efa nopehan'i Luc Be io tary io (charlot) :-D :-D
14. fijo ( 01/12/2009 20:15)
le resaka bofy kosa ngamba tsy tokony atao eto ka,isika no mifanala eto,ka avelao ny dada sy bofy hipetraka tsara any fa tsssssssssssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.051