MAPUTO III ???

1. MRifiona ( 30/11/2009 01:05)
Hivoaka sa tsy hivoaka fa zany mantsy no taim-bavan-dRadomelina


Rencontre entre les 4 chefs de file les 3 et 4 décembre prochains
novalian'i fijo ny 01/12/2009 20:27
2. vitamatavy ( 30/11/2009 03:49)
na maputo1000 aza io rehefa i tgv no eo tsy hilamina izany io
3. ifiona ( 30/11/2009 06:42)
vitamatavy:

na maputo1000 aza io rehefa i tgv no eo tsy hilamina izany io



that's exactly the same sentence my mother says each time I talk to her.
4. pikatti ( 30/11/2009 07:31)
that's exactly the same sentence my mother says each time I talk to her.

raha mbola mizirizy eo io kelifingotra io de ho tapahin-dry zalahy ny tendany :oops:
5. terrywui ( 30/11/2009 11:34)
MRifiona
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) mahamay mihitsy ifiona tato ho ato zay kah ...! fa izy alou de sipa mahatanty petsa mitsy kah ..! tsy otran'i NOUE vao vokitika kely de be konetaka sy minainaina be nefa isika samy ankizy ireto iany anie no eto fa tsisy hoe iza na iza ..!!
6. pikatti ( 30/11/2009 11:59)
taiza lety ny lalàn'elah rawix klé , nambenako teo am-baravarana elah fa tsitako nivoaka teo mihitsy :idea:
ary aza adalain'elah izy mivady reo :lol:
7. ifiona ( 30/11/2009 12:09)
kiiii kay pikatti ihany lé Mrifiona kle, za mba nanantena hoe ra wix lé nataoko 586 8O :lol: :lol: :miam: :snif: :@ :@ :*
8. pikatti ( 30/11/2009 12:30)
:-D :-D :-D :-D kah zay no tsy nazahoako le morsa ;-) :*
9. pikatti ( 30/11/2009 12:40)
Mody nataoko hoe zah io ifiona fa tsy zany io an :lol: :?:
rawix aloha no tena malaza @ io usurpation io an
lazao lesy rawix ny tena marina
10. terrywui ( 30/11/2009 12:44)
:-D :-D :-D kobondra ifiona tanteraka elah zao fa lazao ny tena marina e ..!! ndana mitsy elah rapique mifona amin'ifiona alou fa tsy milamm amlah ane io eee hin hin hin ! zatra lalandririnina loatra elah ra-pique ka nahita voamason'angatra ...!! manomboka izao elah de colonie an'ifiona satria kobony tanteraka elah mialaala pà be io in hin hin maranitra anie oa amlah ifiona io e !! kapotsa-bavy be io ...! voa elah zay !!! mahamay mihitsy
11. MRifiona ( 30/11/2009 13:29)
that's exactly the same sentence my mother says each time I talk to her.


tgv lost his mind and he don't know what he's doing. if he's a good boy he must leave that power ",fiona it will be changed if tgv have a mind :lol:
12. pikatti ( 30/11/2009 13:51)
manomboka izao elah de colonie an'ifiona satria kobony tanteraka elah mialaala pà be io in hin hin maranitra anie oa amlah ifiona io e !! kapotsa-bavy be io ...! voa elah zay !!! mahamay mihitsy

ahoana leity zany fomba fisainan'elah zany klé,namako hotran'ny namako rehetra ato ihany anie ifiona ,Mirananirina, papoose Maryline ,Noue,yuka sns fa tsisy resaka colonie zany
Ny sipa nimé anelah iny aza tsy mbola arak'elah akory :-D :-D :-D
13. terrywui ( 30/11/2009 15:02)
fa iza tokoa iny lety aa...! toa otran tena lanaka be le sipa iny lety nijery anah tsara a !!.. otran tonga de koboko iany anie oe misy kozy maimbomaimbo kotrehanlah e ...! sady le sipa amzany tsy mahay manafina fa za no jereny tsara sady mimeme be izy ...! :?: :?: :?: :?:
14. fijo ( 01/12/2009 20:27)
ianareo masika benfa io zaza io anie izao mijaly saina be e,sady manery azy ny akamany no atahorany ny hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0718