mba ampio e
1. xxx
(
29/11/2009 14:06)
Izaho dia vehivavy mampiasa pile tsy mampiteraka ireny hoanina isanandro dia amizao ny vadiko lasa nanao tournee2volana dia te hijanona tsy hampiasa pile isanandro aho satria za tsy manao firaisana nefa hihinana aniny foana isanandro ka ny fanontaniako de tsy maninona aminy fahasalamana ve raha mijanona aloha za dia rehefa tonga ndray ny vadiko vao mihinana aho tsy ??Misaotra ;-)
novalian'i nainarazafy ny 14/12/2012 12:16
2. kotobekibo
(
29/11/2009 14:45)
Ny fahalalako azy aloha ( hitako t@ manodidina ahy ) d tsy koi raha ajanona iny mandrampiveriny e! tsy mampiova n'inn n'inn izany . :wink:
3. Mirananirina
(
30/11/2009 11:55)
tsy misy olana izany ka.Aza adino fotsiny fa ny voalohany regle no hinanana azy voalohany.
4. vale
(
01/12/2009 08:56)
marina izany fa tsy misy ny olana, mila manaraka tsara ny fotoana tokony handraisana azy indray, dia io voalazan'i miramirana io!
5. xxx
(
01/12/2009 19:44)
Merci anarep namaly fa tsy mety zany raha hoe tonga izy de miverina mihinana ndray za na de mbola tsy regle sy ny sisa aza ??
6. kotobekibo
(
02/12/2009 22:19)
Ref tonga izy d isao tsara fotsiny ny andro hoe misy risika v ? d @ iny ihany no mihinana pilule du lendemain , 13eme h@ 18emes ihany io e! afaka eo njy d efa tsy mila n'inn n'inn intsony !
:-P
:-P
9. jarifa
(
16/01/2010 05:46)
Aleo ianao manao ihany dia mihinana isan'andro ihany koa @ izay tsy misy risika mihintsy e.
10. nainarazafy
(
14/12/2012 12:16)
tsara ny mifanoro ny traikefa fa aleo ihany manontany dokotera na généralista na spécialiste