Tongava maro eny @ MAGRO

1. wiwiwi ( 28/11/2009 09:46)
TONGAVA DAHOLO TOMPOKO ,LANONANA BE MANADALA MIARAKA @ TARIKA GTT


LANONANA MAFANA BE MIARAKA @ DJ DINA ARY ROSSY
TONGAVA HITAPOLER
novalian'i bazylou ny 28/11/2009 18:17
2. esserra ( 28/11/2009 10:39)
http://www.dailymotion.com/video/x5zk5z_rossy_music
Tapolapolaka e, aza manao akanjo miaramila ntsony elah bainn a,mampiditra angano reny , refa mozika de mozika ,miaramila mpanao politika ialao pà
3. terrywui ( 28/11/2009 15:58)
Ela ra wiwiwiw asaiko faizindRANGILETERA mafy elah fa ataovitaovy ihany moa io mafy lohanlah tsy mijanona io e.....!
4. bazylou ( 28/11/2009 18:17)
ny an ireto koao olona efa lany bala sy fika ary dia mbola andaniana andro ihany , kle, :-D :-D :-D :-D izahay tsy ho any mandrakizay e,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4493