ZAY VAO KOBOKO LE FIKAN'I HERY OMALY INY ! HAY VE ....!
1. terrywui
(
26/11/2009 10:49)
NESORIN'ILERY NY XXX TSY MISY ANARANA ZE TSY HIPOITRA TSONY ZANY MANOMBOKA IZAO FA VAO MIKOZY ELAH DE MIDIRIDIRY BE EO
-ARY TSY KOBON'I HERY MITSY ZANY TALOHA LE XXX RENY FA TSATOKA FOTSINY LE MODY HOE ITAKO RENY ,
-ARY TSY KOBON'I HERY MITSY ZANY TALOHA LE XXX RENY FA TSATOKA FOTSINY LE MODY HOE ITAKO RENY ,
novalian'i bazylou ny 27/11/2009 17:34
2. terrywui
(
26/11/2009 10:53)
clikena le oe tsy mety tafa mitsy kay io no nokarakarainlery omaly tontolo tao ...! de maninona raha milaza ny marina omaly fa tsy hoe :saika eritreritra mandalo no nesorina de le politika no dila sns ? .... malhonnette toi zany !....ny marina ihany lazaina , ny marina hatrany ! .....
4. hery
(
26/11/2009 12:00)
terrywui> ie, amboary ny saina hoe tsy hitako lolll. Hitako daholo reny napetrak'elah teo aloha teo ireny. Sa hasiana exemple eto? Ilay resaka Angiletera faramparany ao .
5. terrywui
(
26/11/2009 12:20)
fa aleo aloh hazava fa tsy za le angiletera a..! vao mihizingizina hery oe za le angiletera de fopla zay le oe itako ...! ka aona ? za sa tsy za le angiletera ary ? hin hin hin ?!
6. ifiona
(
26/11/2009 12:21)
terrywui >>> tel est pris qui croyait prendre! :-D :-D :-D :-D
Misaotra an'i hery namerina ny dinika politika :-* :-*
Misaotra an'i hery namerina ny dinika politika :-* :-*
7. terrywui
(
26/11/2009 12:24)
ifiona ko zany milaza oe za le angiletera ?? itenten foana koa ndry ?.....tiko fotsiny hazava oe inona le fika angiletera de zay ! miaiky ah rah kobonareo le izy ...!hon hon hon !
8. pikatti
(
26/11/2009 12:39)
Sa hasiana exemple eto? Ilay resaka Angiletera faramparany ao .=)) =)) =)) =))
9. terrywui
(
26/11/2009 12:44)
alefaso le exemple hery ho itan'ny pokna fa tsy za le ANGILETERA a ..! tsy mino mitsy reto kléé..! ifiona amzany de manizingizina be foana ..!! iantsoako an'i Raleninakapotsabavimpisolelabiliamandadiaoaorianitanamasoandro eo fah ..! hin hin hin !
11. terrywui
(
26/11/2009 12:51)
ZAO FOTSINY LE KOZY RA PIQUE FA MAHA TONGA FOFONA BE A ......
HERY !!! ZA VE SA TSY ZA LE ANGILETERA ? VALIO ZAY HAINGANA ELAH ......
HERY !!! ZA VE SA TSY ZA LE ANGILETERA ? VALIO ZAY HAINGANA ELAH ......
12. pikatti
(
26/11/2009 12:58)
VALIO ZAY HAINGANA ELAH ...
gisalahy oman-ketsa mintsy elah ty saka a,elah ndray ty no avo vava
raha tsy elah iny tsy mimenomenona be elah :-D :-D
13. XXXo
(
26/11/2009 13:10)
fa angah kosa mimenomenona fa mba milaza ny marina izy e rehefa tsy izy de tsy izy zany e
16. nanjakely
(
26/11/2009 14:55)
fa maninona moa no olana eto aminareo ry zareo ny xxx ? misy manao xxx dia misy maneho anarana ,ka inona ny z'olana amizany ? ny miteny ratsy ihany angamba no tsy mety fa raha ny xxx aloha toa sarotra ny hanamelohana azy hoe tsy mety!
17. hery
(
26/11/2009 15:13)
TSsssss
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4b0aad17029b0
Mpandefa : xxx [ Valio ] (terrywui) [ Ahitsio ] [ Fafao ] 23-11-2009 16:41:11
Lohateny : RAHA HENDRY NAREO DE TSISY RESAKA ANGILETERA TSONY
Fa raha mbola misy manohitohitra ny fanjakandraleninafosijanakombimivadikatidoha kosa de mbola ho avy eto ihany Rangetatsiloabodinteny
dia ery @ farany ambany
3. Mpandefa : terrywui [ Valio ] [ Ahitsio ] [ Fafao ] 23-11-2009 22:42:58
Lohateny : Re : RAHA HENDRY NAREO DE TSISY RESAKA ANGILETERA TSONY
kofiboay kobokoboko ihany lery io kah ..!

18. terrywui
(
26/11/2009 15:18)
TSOTRA KELY ANIE LE FANOTANIAKO AN'I HERY TEO FA AZA MIODIKODINA AMINIO FA TSY ANY NY OLANA E
--I ANGILETERA VE ZA ?
ZAY FOTSINY !!.....
--I ANGILETERA VE ZA ?
ZAY FOTSINY !!.....
19. hery
(
26/11/2009 15:37)
:-)
Lehitia koa leiretsy ohatry ny tsy Gasy tsy mahazo resaka.
Vakio tsara izay zavatra nosoratako vao miakatra lolll
3. Mpandefa : hery [ Valio ] [ Ahitsio ] [ Fafao ] 26-11-2009 13:00:42
Lohateny : Re : ZAY VAO KOBOKO LE FIKAN'I HERY OMALY INY ! HAY VE ....!
terrywui> ie, amboary ny saina hoe tsy hitako lolll. Hitako daholo reny napetrak'elah teo aloha teo ireny. Sa hasiana exemple eto? Ilay resaka Angiletera faramparany ao .
Lehitia koa leiretsy ohatry ny tsy Gasy tsy mahazo resaka.
Vakio tsara izay zavatra nosoratako vao miakatra lolll
3. Mpandefa : hery [ Valio ] [ Ahitsio ] [ Fafao ] 26-11-2009 13:00:42
Lohateny : Re : ZAY VAO KOBOKO LE FIKAN'I HERY OMALY INY ! HAY VE ....!
terrywui> ie, amboary ny saina hoe tsy hitako lolll. Hitako daholo reny napetrak'elah teo aloha teo ireny. Sa hasiana exemple eto? Ilay resaka Angiletera faramparany ao .
20. terrywui
(
26/11/2009 15:40)
ha ha ha ha ! lasa niova fihome tampoka ah kletieee ! efa oe aza aodikodina le fanotanina fa izao fotsiny !
I ANGILETERA VE ZA OA SA TSIA ?
ZAY FOTSINY ANIE E ....!!! RAHA HAINAO ZAY DE MIAIKY AH
ARY AZA AVADIBADIKA TSONY FA LASA LAVA BE LE IZY
I ANGILETERA VE ZA OA SA TSIA ?
ZAY FOTSINY ANIE E ....!!! RAHA HAINAO ZAY DE MIAIKY AH
ARY AZA AVADIBADIKA TSONY FA LASA LAVA BE LE IZY