ZAY VAO KOBOKO LE FIKAN'I HERY OMALY INY ! HAY VE ....!

21. pikatti ( 26/11/2009 16:12)
ANGILETERA=terrywui
ahoana efa mahita mangirana ve elah e sa asiana sary ndray lé :lol:
22. terrywui ( 26/11/2009 16:19)
inona ndray ary ty ps fopla ataonlah ty le mody nikozy an'ifiona ah de iny elah fa nijabaka tonga de kobo be !! efa arako iany anie oe elah fa navadiko fotsiny alou oe ifiona de kobo be ra-pique !!!!!hin hin hin hin
23. pikatti ( 26/11/2009 16:26)
ka elah sao maty miaro tena loatra eto de aleo hampiomezina kely :lol: kôpy elah
24. terrywui ( 26/11/2009 16:30)
ifiona ary mbola tsy eo fa mbola misotro ronono izy sy Mirana ko ..! ronono antavy ..revin'i mirana be ireny hono
25. pikatti ( 26/11/2009 16:43)
zà lesy tsy niafina fa raha tsy izany iny tsy kobon'elah ,nivoahako tao aza sao ny olona tsy manan-tsiny ery no dradradran'elah eo
26. terrywui ( 26/11/2009 17:42)
voafika elah ra-pique a! mody natsafaiko ifiona de nipongatra tao elah de kobo ! zavatra isika lahy no tato antrano teo ve de hisy olona hafa ho tafiditra vetivety teo ...! mba atao ihany ane lety ny analyse e !
27. ifiona ( 26/11/2009 18:07)
inn foooona ary zany resaka ifiona zany :roll: :roll: :roll:

tandremo manofy anà eo wiwi 8O 8O 8)
28. wiwiwi ( 26/11/2009 21:38)
zà messy tsy pikatti zany a, very ndray bainn zany 8O 8O 8O
29. fijo ( 26/11/2009 22:38)
misy kobo indray ny akama sasany le!hihihihi very eo ialahyry zandry fa tandremo
30. terrywui ( 27/11/2009 08:46)
tandremo manofy anà eo wiwi
ka le ndry azoko nofy mitaingina soavaly foana ko no otran'ny mampitady ah andry io fona ko...!! de tsy nazeranle sovaly hono ndry ..! nefa ary le izy matanjaka be ..!! hinhin hin h
hihihi very eo ialahyry zandry fa tandremo
efa saika hanary anah ry zalh ry fijo fa izy ndray no novereziko a ...! ra-pique ane io mitady ho gaigy eto io e ..! tsisy afatsy lery no atidoha ratsy amin'io resaka fopla io ...!
31. nanjakely ( 27/11/2009 17:11)
ha ha ha ha ! lasa niova fihome tampoka ah kletieee ! efa oe aza aodikodina le fanotanina fa izao fotsiny !


I ANGILETERA VE ZA OA SA TSIA ?


ZAY FOTSINY ANIE E ....!!! RAHA HAINAO ZAY DE MIAIKY AH
ARY AZA AVADIBADIKA TSONY FA LASA LAVA BE LE IZY


fa maninona tokoa moa raha valiana any io fanotaniany io ry hery a
manjary manalabaraka atsika admin hoe tsy mahalala zavatra le izy !
32. bazylou ( 27/11/2009 17:34)
:* :* :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.525