REFA ANAO RESAKA RY TGV DE AZA MANAO XXX
21. pikatti
(
26/11/2009 16:05)
Inona ndray ry ifiona , ifiona ve lesy de hanao an'io :-D :-D :-D :-D
22. terrywui
(
26/11/2009 16:17)
elah letsy io a !! kobo be elah mody nikozy ifiona ah de iny elah fa nijabaka ! zay no fifikana azy ! fa efa kobokobo ko ihany oe ra- pique ndray io gaigy io
23. pikatti
(
26/11/2009 16:25)
=)) =)) =)) =)) nampiomezako anelah fotsiny lesy iny fa elah toa entim-po loatra bainn a
24. terrywui
(
27/11/2009 08:48)
an an an an letsy a ..! tena nilamm be ah fa elah ve ahoana e !!!....tsy nentimpo be zany ah ..! fa sao de Hery no tianlah ho kozina amizany entimpo be zany ??
26. xxxw
(
27/11/2009 23:46)
Mpandefa : xxx [ Valio ] (terrywui) [ Ahitsio ] [ Fafao ] 23-11-2009 16:41:11
Lohateny : RAHA HENDRY NAREO DE TSISY RESAKA ANGILETERA TSONY
Fa raha mbola misy manohitohitra ny fanjakandraleninafosijanakombimivadikatidoha kosa de mbola ho avy eto ihany Rangetatsiloabodinteny
dia ery @ farany ambany
3. Mpandefa : terrywui [ Valio ] [ Ahitsio ] [ Fafao ] 23-11-2009 22:42:58
Lohateny : Re : RAHA HENDRY NAREO DE TSISY RESAKA ANGILETERA TSONY
kofiboay kobokoboko ihany lery io kah ..!
ANGLETERA VE ZA SA TSIA ? :-@ :-@ :-@ :-@
27. pikatti
(
30/11/2009 07:35)
petsa ANGILETERA :-D :-D :-D
zany refa miredire ny tsisy valera :roll: :roll:
zany refa miredire ny tsisy valera :roll: :roll:
