Tsianjery krismasy indray o

1. hery ( 25/11/2009 10:55)
Efa ho avy ny fety fa dia mba mitady tsianjery krismasy indray eee...

Aza atao an'le mahazatra be ireny.

Tsy manin na misy hoe

"Tonga ny noel
Miala Rajoel"


lol
novalian'i hery ny 18/11/2023 14:07
2. Mirananirina ( 25/11/2009 16:20)
Tonga ny noel
Miala Rajoel
:-D :-D :-D
3. sarobidy ( 16/11/2023 07:53)
[font="Century Gothic", sans-serif]Teraka Jesoa [/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Avy any Nazareta[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Tonga Ilay Soa[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Nomena tsisy fetra[/font]

[font="Century Gothic", sans-serif]Teraka Mesia[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Nambaran’ireo Magy[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Ilay Zanak’I Maria[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Mbola kely dia niady[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif] [/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Teraka I Kristy[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Ilay nambara hatrizay[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Famonjena antsika ety[/font]
[size=2][font="Century Gothic", sans-serif]Izay avy amin’izy Ray[/font][/size]


[font="Century Gothic", sans-serif]Dada ô Andao[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Hidera ny Mesia[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Ny toakanao ialao[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Amin’ity Noely ity[/font]

[font="Century Gothic", sans-serif]Neny ô Voavonjy[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Isika rehetra mpino[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Ka aza milonjilonjy[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]F’ianao ange tsy adino![/font]

[font="Century Gothic", sans-serif]Zoky ô! Navotany[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Ny zanany rehetra[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Navelany ny otany[/font]
[size=2][font="Century Gothic", sans-serif]Sy ny haratsian-toetra[/font][/size]

[font="Century Gothic", sans-serif]Zandry ô ho anao[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]No isan’ny nihaviany[/font]
[font="Century Gothic", sans-serif]Izao famonjena izao[/font]
[size=2][font="Century Gothic", sans-serif]Ho anao ilay tena tiany[/font][/size]



[font="Century Gothic", sans-serif] [/font]

4. hery ( 18/11/2023 14:07)
sarobidy:
etc.etc.


Tsy mandeha eto ny ankamaroan'ilay bbcode :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4209