maninona raha manangana gouv vaovao koa isika TIM e

1. xxx ( 24/11/2009 10:23)
Azotsika atao tsara koa anie no manangana gvt vaovao fa efa samy manao zay saimpantany eto daholo ny rehetra ,ka ny UA sy New York no atao mpanohana azy ara-diplomasia sy ara-bola ,fa ezahina ho olona afaka hiaritra ny mafy no atao PM eo fa tsy kaozatra kely otran'i Manandafy iny tsony fa sao tsy mahatanty petsa raha ho tonga tokoa ny tokoa ,hhhhhhh !
novalian'i terrywui ny 27/11/2009 09:04
2. xxx ( 24/11/2009 10:43)
sali wiwi,mbola vao mividy rasil aloha fetison vao ho atao izany
3. terrywui ( 24/11/2009 10:52)
wiwi aona r'ifiona a !..... :evil:
4. nanjakely ( 26/11/2009 11:11)
Ny manangana gvt vaovao tsy mety tsony fa aleo hanao zay efa eo de hita eo ny tohiny
marina ihany hoe tokony ho olona matanjatanjaka no alefa hiatraka miaramila amin'izao satria ny tampoka toy ireny tao amin'ny HILTON ireny no tsy laitra
5. pikatti ( 26/11/2009 13:07)
O ry leity ry nandrakely elah mimenomenona be omaly iny nefa ela tsy hita eto @ politika akory ,de inona zao no tian'elah atongavana @ kôzin'elah io??? matanjaka ara-tsaina sa ara-batana?? de naninona ny tany tany @ Hilton ?? Oviana zany ??? :roll: :roll: :idea:
6. bazylou ( 26/11/2009 18:31)
vao maika milay e, naninona no tsy natao izay hatramin'izay ?? ny tsaratsar kokoa tonga dia zarao efatra i mdg dia milamina ny tsena e, :-D :-D :-D :-D
7. terrywui ( 27/11/2009 09:04)
vao maika milay e, naninona no tsy natao izay hatramin'izay ?? ny tsaratsar kokoa tonga dia zarao efatra i mdg dia milamina ny tsena e,
:-D :-D :-D zay marina angamba letsy no hiafaran'izity ka .....!! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4641