Izaho no lehiben'ny miaramila rehetra

1. TEGEVE ( 20/11/2009 03:51)
Anaka isany,
Tsy niafina teo anatrehantsika intsony moa ireo sônegaly nahazo baiko izay an'isany mahatonga izao krizy izao ry vahoaka Malagasy ,ny tiako ho lazaina @nreo fotsiny dia tsotra
-Tsy afaka manoatra na manameloka azy ireo ny tenako na dia izaho aza no lehiben'ny miaramila rehetra satria ny antony dia tsotra fotsiny ihany ;izy ireo ihany no nametraka ahy eto @ ity sezako izay tiako dia tiako tokoa ary tsy foiko intsony ity ary izy ireo ihany koa no miantoka ny hijanonako eto
-Misaotra an'izy mirahalahy manokana ny tenako Charles,Lylison ary ho fanamarihako an'izany fisaorana izany dia hampiakariko ho jeneraly daholo ianareo mpiambina sy mpiantoka ity sezako ity alohan'ny fifidianana ny filoham-pirenena lanim-bahoaka ara-dalàna sy mazava tsara tompoko
Misaotra
(l) (l)
novalian'i xxx ny 20/11/2009 23:30
2. pikatti ( 20/11/2009 10:28)

co-présidents Rakotovahiny sy Andrianirina ary co-président Rajoelina miaraka @ i PM Mangalaza
Tena mbola vitsy ny asan-dry zalahy izany sasany moa dia tsisy atokona mihintsy
Dia ho hita zto ndray zay fikan-dry zalahy radem :-D
3. matlha ( 20/11/2009 15:47)
Tsy afaka manoatra na manameloka azy ireo ny tenako na dia izaho aza no lehiben'ny miaramila


Tsy miaramila enao zany fa sarim-bavy :lol:
Resaka ka atao fa toa tsy nahenoina feo tokoa lay "filou" é :wink:
4. xxx ( 20/11/2009 19:22)
Asio tsaky sy bebeksa rangah refa tsy hanao rah zalahy reto sakaaa!!!
zany ranomangatsiaka zany ve tsy maharafesana leuleu
5. xxx ( 20/11/2009 23:30)

Raha tsy mahazo daka lekely io tsy miova ,aty Madagasikara foana no miseho be taim-bava
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0651