izaho tsy mpamono olona /tsy mpanagadra olona

1. nalison ( 19/11/2009 14:32)
raha nanomboka ny ambohijatovo dia nisy tovolahy nilaza hoe
"andry rajoelina tsy mpanagadra olona tsy mamono olona ataontsika izay ialan'izay olona manao izany eto @ firrenena Malgasy"
nivadika anefa izany ankehitriny satria niala ilay "tsy" teo alohan'ireo
teny etsy ambony ireo.
ankehitriny dia misy ny fivoriana miafina izay atao mba hanomanana tetika
hisamborana ireo olona voatondro ho ao anaty fitondrana.
tena mahamenatra ny firenana mpiray vodirindrina satria dia misy vazaha
ao anatin'io tetika io.
mazava izany zao fa rajoelina no tena mamono olona satria dia ataony otage
ny malagasy 21 tapitrisa latsaka kely satria misy ireo miaraka aminy zay efa voky bois de roses.
novalian'i xxx ny 19/11/2009 22:45
2. xxx ( 19/11/2009 19:20)
Ho tapahin-doha eo @ny 13 mai no mahatsara an'io TGVENDRANA ry nalison a! le RA8 koa ange mafy loha é,efa hoe esory teo io miaraka @ny aide ny firenen-dehibe iray fa leo sy tofoka ny vahoka ,raha tsy mitady aide iRA8 dia lany andro@NY pacifique TSY MAMOKATRA EO ? tsy HIALA EO IO FA saribakolin'ny VAZAHA ?TsY hamelAn'ny vazaha intsony io RADOMELINA IO fefa nadaniAny volabe .
NY miaramila Malagasy legalista sy miaramila Amerikana no MANONGOTRA an'io VENDRANA io ,raha tsy izany tsy hiala teo io ,izy ary otage ,ohatra ny tsy tonga saina koa ry RA8 hoe laloviny mba hitarazoka ,mba noeritreretiny ve ny VAHOAKA MADINIKA ny @izao ,ny fety antomotra dia eo ihany ,TSY EFA HITA MIBARIBARY VE IZAO FA NY FRANTSAY no ao AMBADIKY TGVENDRANA na dia olona mikimpy aza MAHITA IZAO ? SADY MARARY NO MAHAMENATRA.
Mahavariana mihintsy ny olona sasany maika @fifidianana fa angaha io vendrana eo hiala eo moramora na ny fiverenaDRA8 ve mba noeritreretiny hoe vita eo mora2 raha tsy voasambotra ireo lilison sy sarla ireo ,mba mijere lavitra re ianareo fa ady @NY HARENA ange no hataon'ny vahiny eto amintsika é!io pétrole io efa handrasana ny USA SY ny frantsay ary ny sinoa ,dia jereo ny hataon'ny tsotsoka,miafara @paiement ny miaramila dia manao coup d'état!!!
eFA HITA FA FANDANIANA andro daolo ny maputo sy addis abbeba dia inona indray no haroso ,sy pays Afrikana haleha eo!
MBA MIERITRERETA MIHINTSY IANAREO MPITONDRA na ireo co-prezida fa misy VAHOKA MANDRY FOTSY ange é!ary io radomelina hanao sonia foana fa tsy hankato refa tonga antanindrazana ,manoatra no an'olona efatra irery Mcar?LALAOVINA lava eo ,sao dia tsy tantinareo ny alahelombahoaka .
3. fijo ( 19/11/2009 22:26)
moramora ihany fa aleo aloha handeha ny fifidianana dia ho ita eo ny tohiny.
4. xxx ( 19/11/2009 22:45)
ireny no atao hoe bandy tsy nianatra ,mivilana ny machoir iny rehefa mihetsika ny aretiny matesa any ry le tsivalahary ty an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0627