visa ho France

1. xxx ( 18/11/2009 19:36)
salaa daholo !
Za ry reto tena miasa lo be mintsy fa mba te hanafatra an'i mamako mba hakaty , fa ny problème de : za mieritreritra ny mba hanafatra azy 2 mois nefa le vola ilain-dry zareo lafo be 29,50 euros/jrs ve ry reto , de io zany mbola x 60 jrs . Lafo be ry reto le izy a ! Za nefa miasa fa tena sarotrarotra be ny anangonako an'le somme.
Ka mba saika anontany za oe efa mba nisy nanafatra Ray aman-dreny ve nareo ? de nanaona ? de ra tsy ampy ve io vola ilaina io de mety misy risque oe tsy ahazo visa izy, ohatra oe mba ny atsasany ? Le compte ve tsy maninona ra zao vo sokafana ? sa tara lotra ? @ Mars any ho any manko o nieritreretako daty billet .
Misaotra mialoha antsika rehatra é !
novalian'i milix ny 15/12/2009 15:18
2. Papoose ( 18/11/2009 19:45)
tonga dia sokafy fa sao tara loatra eo raha te hanokatra!
30 x 60 = 1800 dia angonina mandritry ny roa volana..ikipio eee :)
3. Ratoa ( 18/11/2009 21:01)
Taloha ny nenitoanay (Dr) nitsabo tena tao Paris, efa retraitée efa ela izy tamin'izany (retraite gasy) dia noteren'ny ambassade de France hanaporofo fa manana io vola lazainao io. Dia ny zanany (Dr) ao Paris no nanome antoka (taratasy) fa izy no mameno ny banga dia asa koa izay nomeny tany fa nahazo visa haingana dia haingana ilay nenitoanay. Izay no fantatro.
Fa sokafy haingana ilay compte ary vatsio tsikelikely eo, tsy azony raisina. Mbola misy 4 mois, tratranao io fa aza kivy.
4. xxx ( 19/11/2009 14:14)
Ny anay izahay no nanao taratasy hoe miantoka azy tanteraka, dia ny relevé de compte-nay taty no nangatahin'ny ambassade tany
5. sipagasy ( 19/11/2009 18:18)
io lazain'i xxx farany io koa ny fanaoko fa tsy misy olana kann
6. arialy ( 20/11/2009 17:00)
io tenin'i xxx io atao refa tsy tafa é, fa tena mety io.
7. Veloo ( 23/11/2009 15:44)
iza ry reto no mila an'io vola 30x 60 = 1800 io?
io ve zany ny minimum tsy maintsy apetraka ao @ compte? dia aiza ny any Dago ve sa aty frantsa?
assurena ve fa afaka mande aty ny gasy rehefa manana releve de compte tsara?

8. Mirananirina ( 24/11/2009 16:06)
Io vola io anie tsy mila atao aminy compteny izany fa ohatra ny jerevany fotsiny ,aseho azy ny vola ho hitany dia izay,fa tsy haiko tsara aloha,fa taminy demi frere ko nakaty dia nisy vola nalefa tany nampisehoana andry zareo,dia nony tonga taty naverina ny volako.
9. Ratoa ( 08/12/2009 14:25)
Relevé de compte milaza fa mahavelo-tena ilay olona mandritry ny fotoana ipetrahany eto Frantsa, na attestation officielle, misy sonia sy cachet dia mety.
Aza adinoina fa mila assurance sy invitation izy, vita sonia tsara raha légalisé
10. milix ( 15/12/2009 15:18)
T@ izaho nanafatra ny mamako dia naka attestation de devise tany @ bureau de change vidiana tsy lafo loatra ilay izy , fa ny consulats tsy nangataka lelavola preuve kanefa dia nahazo visa izy, fa mahagaga izany hoe tsy maintsy mi-existe lay vola, mamako mantsy 3 mois no taty, dia tsy possible no ananako lay somme fa soa fa nahazo soa aman-tsara izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5277