New Governement : Time is Up

1. pimaso ( 18/11/2009 07:08)
Tairo tairo fa latsaka ihany ny sazy
;-)
;-)
;-)
novalian'i xxx ny 18/11/2009 12:55
2. pikatti ( 18/11/2009 07:20)
Devant ce gâchis, un constat : si l’on dit habituellement ’’ mieux vaut un mauvais accord que pas d’accord’’, certains ici finissent, ici à Madagascar, par penser qu’il valait mieux pas d’accord plutôt qu’un mauvais accord.
http://www.24heures.mg/l-irresistible-tentation-du-pire.html
3. terrywui ( 18/11/2009 09:09)
vita elah zany ra-ex-MBS fa viva anglisy ny tenany ihany no zakandrivotra fa izy ao swazi ihany manamboatra lava nono .........!! akaiky kely ny fahazahoana fandresena TOTAL = 10ans = 5ansX2 ry TGV havana .......!!! ekany ozizy , ekany ozizy , ... efa manomboka mitambatra ny taolany ozizy fa ny fofon'ainy sisa ry zilibesolonja

tsy afaka hiaraka ny maizina sy ny mazava !!!
4. xxx ( 18/11/2009 11:06)
8O :oops:
5. xxx ( 18/11/2009 12:05)
Marina mihintsy izany ry terrywui,TERY SAINA a! ny olona mazava sy maizina ohAtranDraDOMELInareo tsy afaka hiara-dalàna ,inona ary ny handaninaDRA8 andro @io saribakolim-bazaha sady mal élevé io ,be ny pression mahazo azy tsy hiala eo mihintsy io raha TSY TRONGISINA @LA PELLE efa hita fa jiolahimboto io mbola mifampiraharaha a@io tadiavin'ny ho prezida tetezamita dia efa nomena azy ,omena an'io mpifoka rongony sy dj niveau -na 4éme daolo ve izay hilainy ,refa tsy hihetsika hitRongy an'io @ny casque bleu RA8 dia miesona eo!
Mba jereo ny vahoaka hataonareo tohatra fiakarana fa ny tombotsoan'y vahoaka no jerena fa tsy ny tomnbotsoan'io' APPRENTI PU TCHISTE' io ,izy ary OTAGE n'ireo goaika antitra toy ry ratsy honana ramarosaona sy ry biby olona lilyson sy charles gidro sy NY RENY MALALANY surtout dia inona no mbola handaniana andro eo!!!
Inona no hisitrihana-draR8 lava any AFRIKA ANY au lieu de mitady aide militaire -na firene-dehibe hanalana io faikany io !
Lalaovinareo milaza mpanao politika mandrapahoviana ny fianainan'ny VAHOAKA MADINIKA é ??????
6. xxx ( 18/11/2009 12:55)
ekany ozizy , ekany ozizy , ... efa manomboka mitambatra ny taolany ozizy fa ny fofon'ainy sisa ry zilibesolonja

tsy afaka hiaraka ny maizina sy ny mazava !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0589