azon'ny vahoakan'Antananrivo ny marina
1. ANGILETERA
(
17/11/2009 08:57)
Noho ireo mpitsoamponenana teny amin'ny bas quartier nankany londre dia simba ny tanànan'ny anglisy , jereo ny tatatra , ny tetezan'ny bekiraro , ny ngilon'ny eneps
ny elakelatranon'ny isotry sy andranoman'alina na ny kiraron'ny balita nanitsaka taina'akoho aza nentiny any satria efa tsy nahita namana sy havana tao tananarivo intsony vokatry ny toetra ratsy sy ny fivavahana amin'ny maty " manompo sampy " loto misavovona ka na nandalo tany tananarivo aza tsy nisy nampiditra trano azy ny havany nefa dedaka ery nilaza mbà angisy hono izy hizara cadeaux nefa na ny cadeaux nentiny aza nolavin'ny vahoakan'antananrivo henatra ve hisy toa izany afa- tsy ilay tokana mpamosavy toa azy ihany
ny rahavaviny aza nilaza tamin'io anglisy zoridira io hoe tsy manana rahavavy azy intsony dia tsy zakan'ny sainy izany dia mivovoha toa ny A...li...KA. ao amin'ny forom berdel toa azy ao ihany
izao kamboty izao no mody ampiasaina etsy sy eroa la pauvre !! asaivo miteny izy raha maha-sahy eo anatrehan'ny manampahefana sy ny vahoaka malagasy
fa tsy alikante na akory ny ben'ny tanàna hamafazàna tsaho lava eo , sa ny maty indray koa no hanao avocat ;-)

novalian'i dadabe ny 18/11/2009 03:28
2. ANGILETERA
(
17/11/2009 09:01)
efa miteny aminao aho raHery fa hanaraka ahy ao io a li ka kely fingotra sadasada io , tsy hita izay mbà zavatra najoro sy fahasahiana niroboka rehefa milentika i Antananarivo fa mitata toa ireny vano lava vava ireny fotsiny
3. ANGILETERA
(
17/11/2009 09:03)
Fa maninona no tsy mahasahy haseho masoandro iny injenierandrivotra iny ??????????? nanao contrat t@ jirama hoe hanampy ny ekipan'i tgv nefa toa nanjavona ??? matahotra an ! sao hanondrana eny masombahoaka ka tsy hay ny hi-gere azy
4. terrywui
(
17/11/2009 09:12)
Londre angletera , raleena , bekiraro , isotry ,tsy de azoko izy tam voalo fa efa manomboka koboko ny tinalah ho tenenina fa mivoleza tsara ndraiky ! ....
5. ANGILETERA
(
17/11/2009 09:29)
Fa maninona no tsy mahasahy haseho masoandro iny injenierandrivotra iny ??????????? nanao contrat t@ jirama hoe hanampy ny ekipan'i tgv nefa toa nanjavona ??? matahotra an ! sao hanondrana eny masombahoaka ka tsy hay ny hi-gere azy
ho hitambahoaka eo ny faiblesse-ny , kinga ery mitsara ny vahoakan' iarivo satria tsy misy apoaka sy tsy misy afitsoka ty ??????
angaha tsy hitelefonina etsy sy eroa indray , hihomehezan'ny olona fotsiny hahahah
ary i dekona izay aiza ??? sambatra be o !HIHIHI

7. ANGILETERA
(
17/11/2009 09:31)
ralondrebekiraroisotry !! madamainjeniera nirotsaka fifidianana farany ho ekipan'ny manngalaza fa he he ao amin'ny forom bordel ao ihany no lany
8. ANGILETERA
(
17/11/2009 09:33)
ny tena vrai englisy fa ty londre ty anglisy latsaka fahefany misy fahavoazana , basina'ariary fito aza tsy takany
9. terrywui
(
17/11/2009 11:41)
ataon'i kidoro sy diloo vizana ny serasera sy ny mpiserasera le , i hery aza fanina !