Miverina @ resaka efa nifanaovana ndray Radomelina
21. diloo
(
15/11/2009 02:31)
Sali milamm-->
Ky izany ve tsy lasa pop corn mibontsombontsona kle!
Dombera izany e. :-* :-* :-*
katsaka anaty lapoaly e=)) =)) =))
Ky izany ve tsy lasa pop corn mibontsombontsona kle!
Dombera izany e. :-* :-* :-*
22. milamm
(
15/11/2009 02:48)
toko tapaka ,vilany mitongilana zay tsy mety arenina ...zay fa tadidiko :wink:
dombera e :-* eto ampirevena becks @ zao e sotra diloo a

23. diloo
(
15/11/2009 03:13)
Milamm-->Ahoana ny fahitany Toi an'ity indray aloha!
=)) =)) =))
Raha manoratra "lavanify" ny tary sasany, dia raha nijery ny sariny tokoa aho dia toa lava tokoa rehefa mitsiky lery.
Io izany no maha tara ny sipagasy azy: kay lery mitady lavaka isitrihana.=)) =)) =))
Ny sasany milaza fa sefo des bitro lery.
Amiko indray aloha, i lery somary finefine io, ary ny nify avancée, dia sahalan' ny: Mustela nivalis(lavanify). Izany hoe karazana belette.
Io rongeur io dia, elle a un long corps fin, qui lui permet de se faufiler dans un trou pas plus gros qu'une pièce de 2€.Sa queue est courte, ne comporte pas d'extrémité noire(Oay kle, fotsy angaha ny azy.Izay no maha vazaha an'i lery angambany)
Son corps et sa téte étroite lui permettent de se glisser dans les crevasses et fissures les plus étroites(io no maha tsalo azy), interdisant tout refuge à ses proies.(les autres mouvances io) Celles-ci sont tuées d'une morsure redoutable, en raison de la puissance étonnante de ses mâchoires et de ses dents acérées(capsat). De plus, la belette se révèle également étre une grimpeuse très agile, lui permettant de piller les nids d'oiseaux(eto ilay fangalarana pouvoir).
Conclusion: Tsy bitro lery fa belette Mustela nivalis(lavanify) :wink:
Cf: Définition Belette ao antin'ny Wikipédia.
lavanify lany karaoty ka mitady lavaka isitrihana

24. xxx
(
15/11/2009 15:29)
Conclusion: Tsy bitro lery fa belette Mustela nivalis(lavanify) :wink:

COLORIAGE D'UNE BELETTE =)) =)) =)) =))
Asaivo manao anio aloha le boay kely iny
26. esserra
(
15/11/2009 16:32)
Hoy Diloo
Iny ndray no tsy hitako
xxx23
Mety voalokon'i Rabelety kosa lesy io a :-D
Son corps et sa téte étroite lui permettent de se glisser dans les crevasses et fissures les plus étroites(io no maha tsalo azy), interdisant tout refuge à ses proies.(les autres mouvances io) Celles-ci sont tuées d'une morsure redoutable, en raison de la puissance étonnante de ses mâchoires et de ses dents acérées(capsat). De plus, la belette se révèle également étre une grimpeuse très agile, lui permettant de piller les nids d'oiseaux(eto ilay fangalarana pouvoir).
Iny ndray no tsy hitako
xxx23
COLORIAGE D'UNE BELETTE
Mety voalokon'i Rabelety kosa lesy io a :-D
27. diloo
(
15/11/2009 17:47)
Milamm-->
Gentil be Toi fa tsy ampy hitaritana rames sy tsy misy vitesy io 1000 volts io.Mitrena fotsiny ilay motera fa ilay TGV dia mijanona sur place kle.=)).
Raha tena te hirifatra ny TGV dia tsy maintsy au moins:
Alimentation de la caténaire sur TGV ==> 25000 volts/50 Hz
Ary ny Puissance électrique suivant les types de TGV, varie entre 6300 kW et 12200kw.
Tsy blem izany ry Toi an. Fa ilay TGV gasy dia mbola kale ao gare Soarano: tsy misy herinaratra.=)).
Lazao Rabelety, fa ny TGV 001, izay mandeha gazole no mety azo handramana et encore: mety hivarina ankady eny Mandraka kle.=)).
:wink:
iny nge le efa koziko tany aloha tany oe 1000 volts no light,tgv tsisy herinaratra zay mintsiny io sage
Gentil be Toi fa tsy ampy hitaritana rames sy tsy misy vitesy io 1000 volts io.Mitrena fotsiny ilay motera fa ilay TGV dia mijanona sur place kle.=)).
Raha tena te hirifatra ny TGV dia tsy maintsy au moins:
Alimentation de la caténaire sur TGV ==> 25000 volts/50 Hz
Ary ny Puissance électrique suivant les types de TGV, varie entre 6300 kW et 12200kw.
Tsy blem izany ry Toi an. Fa ilay TGV gasy dia mbola kale ao gare Soarano: tsy misy herinaratra.=)).
Lazao Rabelety, fa ny TGV 001, izay mandeha gazole no mety azo handramana et encore: mety hivarina ankady eny Mandraka kle.=)).
:wink:
28. milamm
(
16/11/2009 15:14)
:-D biby tsy vaky atatra zany ny fijeriko an'io sary io , :-D mety tsara @ lavanify io kanefa toa tsy misy an'io any amintsika any dago fa fosagasy no betsaka
29. diloo
(
16/11/2009 18:59)
Milamm-->
kanefa toa tsy misy an'io any amintsika any dago fa fosagasy no betsaka
Heu! Misafo loha kely aloha aho.
Ky ,marina tokoa izany =))
Ataovy fosa tokoa kity. Mbola mety ihany ilay profile lavanify.
Tsitako ndray iny kle.
Sady lery koa miseo fetsy sy be fosafosa any amin'i Ramaroson tamin'ny invité du zoma lasa teo.
Toa variana nifosa ny 3 mouvances, hanaovana diversions. Izany hoy i ingahy Ramaroson no antony tsy namoan-dreo ny anaran'ny ministra mouvance Rajoelina.
Dia izay indray izany fa dia nitombo ny vokabolary: Fozam-posam-belety(Foza+fosa+belety) =))
:wink: