FIALANA @ TOAKA sy SIGARA

1. jarifa ( 11/11/2009 05:26)
Manahoana daholo iananareo
Marina fa tena ratsy ny Toaka sy sigara nefa ho an'izay efa tafiditra dia sarotra aminy ny miala @ azy io.
toro hevitra ny ahy fa mba andramo
Raha manana Mandehana mivoaka ny trano dia aza mitondra vola afatsy 200Ar ary aza ampiasaina raha tsy efa tena noana mafy ianao
eo @ izay dia alefaso ny sainao sy ny safidinao hoe ividiananao sakofo ve sa ividiananao sigara sa isotroanao toaka io vola io, dia eo koa ianao no mieritreritra ny voka-dratsiny sy ny voka-tsoany
Misaotra anareo izay mandray ne hevitro fa toy izay no nahafahako tanteraka tamin'ireo zavatra ireo.
Ruffin no tena anarako mipetraka aty Dubai
2. ni81 ( 11/11/2009 08:30)
Raha manana Mandehana mivoaka ny trano dia aza mitondra vola afatsy 200Ar ary aza ampiasaina raha tsy efa tena noana mafy ianao
eo @ izay dia alefaso ny sainao sy ny safidinao hoe ividiananao sakofo ve sa ividiananao sigara sa isotroanao toaka io vola io, dia eo koa ianao no mieritreritra ny voka-dratsiny sy ny voka-tsoany
Misaotra anareo izay mandray ne hevitro fa toy izay no nahafahako tanteraka tamin'ireo zavatra ireo
ka ny olana ho an'ireo mpisotro sy mpifoka ange matetika dia rehefa sendra tafahaona @ ireo namana e! Mizara foana izy ireo na dia efa tsy te handray aza ny sasany. :(
3. ikaretsaka ( 11/11/2009 16:37)
izay mihitsy.. matetika le mirevy seul afaka fa vo misy akama de ....
4. Ratoa ( 11/11/2009 23:04)
Question de volonté fotsiny ny fialana amin'ny fanao mahazatra. raha mbola tsy vonona ara-tsaina ianao ka tsy mbola mahery ilay saina dia hiverina foana io na sigara izany na taoka na zava-mamy (bonbon é, chocolat é) . ireo hevitra sy eritreritra alefan'i jarifa dia tsy inona akory fa paika na stratégie entina mankahery tena; fa rehefa vonona ny sainao na dia namana zato aza tsy ahatarika anao.
5. jarifa ( 12/11/2009 06:24)
Eny e! marina mihintsy aloha ilay hoe raha tsy ny sainao mihintsy no tsy te hiala dia tsy afaka ianao, ka io evitro io anie mba ahatongavana @izay hoe ho tonga saina izay mintsy e!
Ny tena marina dia tena fandaniam-bola loatra io toaka sy sigara io ry zareo a.
6. tywa68 ( 14/11/2009 13:28)
io toaka sy sigara io d ny manodidina no tena maniraka anao hanao azy, indrindra moa fa tsy tia-tena enao d manadino ny zava-dratsy entiny. Rhf ny zavtra no atao avec excès d manimba e (ny mirevy tsy olana, ary tsy voatery toaka sy sigara na rongony, fa ny milòka koa !)
Mazàna zao ny RAD mahavita manao efforts ho an'lay zanany, fa tsy ho an'ny vadiny :lol:
7. Seeno ( 30/12/2009 09:44)
Izaho manokan aloh de mahozo fafin mihints @le toak sy sigar e! f'ahoan kuh no ialah e! enao zay no ts nahazo fafin an?
ts hitanao sa-sa B zan v enao ref dozdoz zay rah matsiar n fahin e! sad ilain kouh anie le mi-defoul kel e! sd n alcool ilain vatan'olombelon ian indraindray,
ts haiko aloh, fa rah vo za no ts mifoka d ten marr B n lohako, eny e! ef fahzaran kouh n ahy io ka sam manna n safidin n olon-tsirairay.
de hajao n safidinao zan
8. ANARIM ( 21/01/2010 11:36)
ny toaka leoko iany, fa ty sigara ty leroa tena poizina b fa ialao ra mbola azo atao!!!
9. ANARIM ( 21/01/2010 11:51)
ny toaka leoko iany, fa ty sigara ty leroa tena poizina b fa ialao ra mbola azo atao!!!
10. jarifa ( 23/01/2010 10:46)
ANARIM:

ny toaka leoko iany, fa ty sigara ty leroa tena poizina b fa ialao ra mbola azo atao!!!

Samy ratsy ireo, fa raha mbola misotro ianao dia tsy maintsy misy fakam-panahy hifoka foana fa ny tsara dia ajanona daholo e!
11. Seeno ( 07/02/2010 10:58)
=)) =)) =)) ny anay aloha dia ny revy tsy maintsy mandeha, et puis c'est pas l'argent qui manque, ary ny faha-tanorana mandalo, ka tsy maintsy manala azy fa kosa avec moderation na de izany aza ah!
fa refa tsy mety @fahasalamana aloha le izy dia ialaho fa mampiena ny vanin'andro iaianana eh!
12. xxx ( 07/02/2010 12:44)
ny anay aloha dia ny revy tsy maintsy mandeha, et puis c'est pas l'argent qui manque, ary ny faha-tanorana mandalo,
hum! dia reveo ao tokoa fa rehefa tonga ve ny aretina tsy ihomehezanao tsara e! :-D :-D :-D
13. bobone ( 19/02/2010 06:53)
tena marina fa tsy tsara na ny toaka na ny sigara samy ratsy ireo! samy mitondra aretina. miankina @ saina ihany io rehefa tena manapakevitra tanteraka ianao hoe tsy hifoka aho na tsy hisotro dia izay fa ny mahavoa ny sasany dia ny fiaraha-monina ! ary tena marina fa ny namana mitarika dia lasa manaraka ! asa vokatry ny fahamenarana na ahoana!!! tsy mahatana fakampanahy !!! mivavaha mafy e!
14. jarifa ( 22/02/2010 07:34)
bobone:

Marina avokoa ireo voalazanao ireo fa ny tena hitako sy tspako dia ny NAMANA no ten mampitarika ny zavatra rehetra, zaho dia tsy mitsahatra manentana fa tena tsy misy voka-tsoa azo avy aminy mihintsy eny fa na dia iray aza, Mivavaka ho an'ireo mba maniry hiala ny tenako.
15. Seeno ( 22/02/2010 16:16)
"hum! dia reveo ao tokoa fa rehefa tonga ve ny aretina tsy ihomehezanao tsara e! "

f'angah kouh mouh rehefa mirevy de oe tsy maintsy harary foana e, tsy fahaizana mirevy no mahatonga an'ireny eh!
zay dray mirevy avec class et de moderation ry anounah, ka tsy hitako izay map'meh @zany, sao de ianao no ihomehezako eo fa tsy ba nadalo @zany fiainana izany?
fandalovana ny fianana ka profit au max eh! du sens positif eh! :lol: :lol: :lol: :* :* :*
16. jarifa ( 23/02/2010 04:21)

[/quote]

eny ary dia profiteo + max nenao dia rehefa voa dia ho itanao koa ny + max ahazo anao, mba alefaso eto ny manjoa anao rehefa voa fa aza afenipenina mba ho hitan'ny namana rehetra ato koa
mahereza mamita revy :^) :^) :^)
17. Seeno ( 28/02/2010 08:03)
jarifa, aza matahotra fa resahako eto kah :-D :-D :-D
18. rivelino ( 22/08/2011 10:52)
Salama daolo, inona no tena methode tsara @ desintoxication (alcoolisme)? efficace ve ny acupuncture?
miandry valiny mahafa po avy @nareo, misaotra tompoko
19. manampi67 ( 22/08/2011 11:30)
Bonjour,
Izaho tsy mifoka na misotro fa ny zavatra hitakoo dia tsy moramora ny miala ny toaka ary mila fitandremana, tsara raha manantona dokotera satria tsy azo ajanona "brusque" fa mety mahafaty tampoka satria hoatra ny fanafody, ny tenan'ilay olona zatra ilay alcool. IL FAUT FAIRE ATTENTION D'ARRETER BRUSQUEMENT SANS CONSULTATION MEDICALE.
Na mitondra na tsy mitondra vola, afaka mahita toaka sy sigara foana. Ny aide psychologique no tena tsara. Tsy fantatro na efa misya aty Madagascar ireny centre thérapeutique ireny.
20. manampi67 ( 22/08/2011 11:30)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3594