Rehefa ...Kristiana ... ody gasy

21. booboo ( 11/11/2009 10:43)
+ 2 @ AndriambyII sy Ikaretsaka
22. ikaretsaka ( 11/11/2009 12:46)
De zay zany ny antony ra majesty a.. amiko impossible izany hoe manisinisy zavatra olona fahatany izany fotsiny aloha..na ny fitia te hizesta fotsiny aza hoe masin'ody d'efa antony izay!
23. Djhamhal ( 11/11/2009 14:15)
fomba malagasy ,ilay mankany @ mpikiky, na ombiasy, na mpisikidy

andraso fa mifangaro reo : fitsaboana @ alalan'ny fomba gasy ve ? raha io mantsy dia midika fa : tambavy ! na evoka ! sns ... zany we fanafody ihany zany ! fa natoraly raha izay no mahalaza azy kokoa !ary io dia misy dokotera mitsabo @ fomba malagasy miitsy toy ny dokotera rehetra reny! fa ny mpisikidy sy ny ombiasy ndray dia mpizaha vintana sy nymomba ny mosavy ary ny tolaka ireo; zany we tsy misy ifandraisany @ teo aloha izay nolazaiko miitsy ! ka iza t@reo no nalehany ?
24. ikaretsaka ( 11/11/2009 16:00)
raha vintana , sikidy, fanandroana sns fa mahatsabo sy entina hanasoavana tena ve de tsy mety izany?
dia inona no maha samihafa izany @ ny mijery alimanaka, mijery meteo sns mijery calendrier hoe eto tonga ny fadimbolana ?
25. majesty ( 12/11/2009 04:31)
Djhamhal :
ilay ombiasy no nalehany ka, fa tsy ilay manao raok'andro sns akory, fa na izany aza misy ifandraisainy ireo lazainao ireo, ny ombiasy na ny mpisikidy ihany koa dia mampiasa evoka sy ravin-kazo sns fa avy @ alalan'ny tromba na ny sikidy no manoro azy izany.
26. ikaretsaka ( 12/11/2009 13:08)
dia mampaninona hono raha sikidy sy tromba no ijerevany azy?
dia inona ny maha samihafa an'io @ mpijery meteo na ny astronomie sns hoe mijery ny alignement ana astres voalaza ao ambadika ao, sy ny Majy sns...
27. cutie ( 12/11/2009 13:45)
ka mety we le sikidy sy tromba mifandraika @ herin'ny maizina satria miresaka @ razana koa, refa tsy fantatra manko de lazaiana foana we herin'ny maizina sy ny we ny razana tsy mitahy fa atra rery ihany no tokony mitahy. De zay le le izy :D
28. ikaretsaka ( 12/11/2009 14:46)
de le misy maitre manao concentration be ireny de le lasa mitsingevana sy mampitsingevana zavatra ireny koa izany "herin'ny maizina"? :-P
29. cutie ( 12/11/2009 14:56)
mbola tsy nahita an'zany ndray za alou e :-D
30. ikaretsaka ( 12/11/2009 15:23)
le matory ambony fantsika sy asiana laona hitotoana vary ireny eo amboniny ary e :wink:
31. ravonjison ( 12/11/2009 18:46)
Mahalianan dia mahaliana ahy itý ady hevitra itý saingy mbola tsy manampotoana aho, ka rahampitso aho vao mety hitondra ny hevitro.....
32. cutie ( 12/11/2009 20:52)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 12-11-2009 16:23:43
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
le matory ambony fantsika sy asiana laona hitotoana vary ireny eo amboniny ary e

in daholo zany ry Ika :-D :-D :-D :-D
33. majesty ( 13/11/2009 04:44)
ika:
dia mampaninona hono raha sikidy sy tromba no ijerevany azy?

Ny fandehanan'i Saoly t@ olona milaza azy ho tsindrian-javatra anie no anisan'ny marika lehibe fa niala t@ Atra izy e,ary ampy nahafaty azy izany, ivereno vakiana ny tantara.

Ikaretsaka:
de le misy maitre manao concentration be ireny de le lasa mitsingevana sy mampitsingevana zavatra ireny koa izany "herin'ny maizina"?


Efa tao anatiny angah i Ika ka afaka milaza fa tsy herin'ny maizina ireny.Ny tenanay mantsy efa tao no niala nahita tsara ny antsoina hoe corp astral sy ny corp ésothérique ary efa nanao ny voyage astral ihany koa, raha misy namako t@ izany fotoana izany ato dia afaka manome azy ny mot de passe-nay aho dia avy hatrany dia fantany hoe niaina t@ izany tokoa.
34. niryna ( 13/11/2009 06:44)
ni81:

Tsy olana ny fampiasana fanafody hafa (ravinkazo sns) fa izany akory tsy midika fa hoe mankanesa @ mpimasy na dadarabe sy ny tariny.



=D> =D> ^:^ izaho mbo gaga
ny olana amin'ny olona dia afangarony avokoa ny ody gasy sy ny tapakazo ,ny dadarabe,ny ombiasy ,ny kristal sy ny hoe finaoa an'i kristy miampy ny fivavahana amin'ny razana sy ny efa maty rehetra antsangana ho hivavahana.
--------------------------------------------


Raha tena mino an'Atra tokoa ilay narary dia tsy naka olona marobe fa na ny tenany ihany aza no hivavahan'ny fianakaviany mino an'ilay kristy mpanasitrana dia ho sitrana.Ny tsy fahasitranana anefa tsy midika fa tsy manana hery hanasitrana Atra.Jereo fotsiny ireo karazana olona nalainy dia efa midika fa mitsampatsampa an'Atra ireo manodidina azy.
Ho an'ilay miteny ao ambony eo hoe tokony ho dinihana dia averiko indray ary tsy reraka aho no mizara izany fa ny Atra sy ny fanompoantsampy tompoko dia tsy miaraka velively ary tsy azo afangaro tokoa .
Atra irery no mahalala hoe sitraniny ilay olona no mbola miandry fa ataony fitaovana ampiasana hijoro ho vavolombelona .
Eny tokoa ,na miaraka amin'i kristy isika na tsy miaraka aminy ka raha milaza isika fa miaraka aminy dia mivavaha aminy irery fa Atra saro-piharo izy
35. ni81 ( 13/11/2009 20:38)
ny Atra sy ny fanompoantsampy tompoko dia tsy miaraka velively ary tsy azo afangaro tokoa
=D>
36. cutie ( 14/11/2009 02:24)
Ikaretsaka:

Voalaza teo :
de le misy maitre manao concentration be ireny de le lasa mitsingevana sy mampitsingevana zavatra ireny koa izany "herin'ny maizina"?


Efa tao anatiny angah i Ika ka afaka milaza fa tsy herin'ny maizina ireny.Ny tenanay mantsy efa tao no niala nahita tsara ny antsoina hoe corp astral sy ny corp ésothérique ary efa nanao ny voyage astral ihany koa, raha misy namako t@ izany fotoana izany ato dia afaka manome azy ny mot de passe-nay aho dia avy hatrany dia fantany hoe niaina t@ izany tokoa.

mba lazalazao we ny momba an'zany fa za tsy mahalala :)
37. rzakarivola ( 26/11/2009 12:20)
ikaretsaka:

dia mampaninona hono raha sikidy sy tromba no ijerevany azy?
dia inona ny maha samihafa an'io @ mpijery meteo na ny astronomie sns hoe mijery ny alignement ana astres voalaza ao ambadika ao, sy ny Majy sns...

==> Raha azoko tsara ny teninao dia tsy ny pratique velively no ratsy fa ny fanahy niaingany sy ny antony anatanterahana ilay izy.
Raha miteny izany ianao dia miaiky fa ny zavatra rehetra heverina fa misy, rehefa tsy "tsara" no ampiasana azy dia ratsy izay ? Donc misy fototra iray ihavian'ny tsara izany, ary izay ankoatra izay dia ratsy!
Ny tenin'i Jesoa dia milaza hoe : "Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany, dia Andriamanitra".

Araka ny lovan-tsofina, ny Lahimatoa sy ny Faralahy tao @ fianakaviana hono no nampifandray ny olona t@ Andriamanitra, koa rehefa misy ny marary, dia ireo no mifampiraharaha amin' Andriamanitra mba hahasitrana ilay marary. Aorian'ny fifampiraharahana dia ambaran'izy ireo ny ravin-kazo na zavatra hokarakaraina hitsaboana ny marary, tsy izy ireo no nikarakara izany fa olona hafa voatokana, izay lasa mpanao fanafody mandraka ankehitriny.
Normal raha nisy ny bizna satria taty aoriana dia niala t@ fifampiresahana t@ Andriamanitra ny olona fa nanatona avy hatrany an'ireo "mpahay fanafody" ireo mba hositranina. Eto, dia tsy ny fanatonana ilay mpanao fanafody no fahotan'ny olona, fa ny fialàna t@ Andriamanitra. Koa na mandraka ankehitriny aza, rehefa tsy Andriamanitra no atonina aloha, fa avy hatrany dia ny dokotera satria heverina fa ireny no mahay, dia mitovy amin'iretsy sasany ihany izany.

"Andriamanitra dia mpitsara marina. Tsy misy fiangarana ao amiNy"
38. fijo ( 24/01/2010 00:32)
2. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 10-11-2009 14:39:33
Lohateny : Re : Rehefa ...Kristiana ... ody gasy
amiko manokana de tsary hoe tsy afaka miaraka loatra no filaza azy fa hoe arakarak'olona sy ny ao anaty sainy ao aby no mibaiko azy io! matoa le raha misy sy mbola avelan'Atra hisy eo anivon'ny fiaraha monina , dia mazava ho azy fa natao hiaraka," izay mihintsy azo ampiarahina ireo,fa ny tsy haneken'ny sasany azy,dia satria efa namaniany aratsaina ilay iray tena azy taloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1372