Mainka ho goaka paosy ny vahoaka

1. Samoana ( 08/11/2009 10:48)
Velon-tsiky ihany aloha ny ankamaroantsika fa nahita marimaritra iraisana ny mouvances samihafa. Saingy mandra-pahatonga ny fifidianana dia manontany tena:

- Prezidà transition 3¨+ Praiministra+ Vice-praiministra 3 + Prezidà hafa 4 (congrès, conseil supérieur, reconciliation, conseil économique): ny firenena mikambana ve no handoa ny karaman'ireo sa hoterena handoa hetra hatramin'ny zaza-madinika malagasy?
novalian'i terrywui ny 09/11/2009 11:11
2. ni81 ( 08/11/2009 11:08)
Izany ve ho araka ny fandoavana ny karamany? :?
3. kidoropamba ( 08/11/2009 12:13)
Iza aloha ny nandoa an'ilay raopilanina mitentina 60 miliona dolara? Ny firenena mikambana? Iza no mandoa sy nandoa ireny trosa be nataondra8 ka nahatonga ny Malagasy miankin-doha amin'ny vahiny toy izao?

Aza avilivily hoa ilay resaka fa rehefa te hanao dia hataovy dolidoly fa tsy misy fitmpitinina izay tiana ka afenina ny sasany.
4. ifiona ( 08/11/2009 12:20)
ary iza ilay nilaza fa "lou i TGV" nefa dia anisan'ny nandihy dombôlô voalohany raha vao hoe notazomina prézidà izy?

5. kidoropamba ( 08/11/2009 12:36)
hin hin hin! politika avo lenta hoa io ry ifiona fa tsy arakareo mihitsy ilay fika.
Ilaina hoa ny nitazomana andra-tgv eo @ lohany na dia lou aza. Raha samy lou dolidoly dia aleo TGV eo amin'ny lohany aloha.
Vakio tsara ny charte vita sonia omaly fa mazava be ny resaka ao.
Lazaina fa mpanao jeu d'échec gaigilahy hono Ratsiraka, ary hoe "mahay manao negociation" kalaza le8. Lazaina koa fa henjana TGV. Ho hitantsika eo izany @ faran'ny Transition, iza marina no tena favy ka sao dia rakidoro tampoka no ho lany filoha eo. hin hin hin hin

Mahafinaritra ahy ary tonga amin'ny niandrasako azy mihitsy ny fanapahan-kevitra omaly tany Addis Abeba iny. Misy équilibre de force ao, ary hifampijherijery eo isika mandrapahatongan'ny fifidianana ho avy.

Teknika efa nolazaina t@ TGV hatrany amboalohany ange io fa niseho izy ho kalaza ange lery ka izao tratrin'ny haute politique izao e. Tsy taitra hoa enao. Miomana fotsiny fa resaka "fanorona" hoa izy ity.
6. xxx ( 08/11/2009 13:51)
Teknika efa nolazaina t@ TGV hatrany amboalohany ange io fa niseho izy ho kalaza ange lery ka izao tratrin'ny haute politique izao e.

Tsy any ny olana raha ohatra ka hijapy koa lah rakidoro hin hin hin
7. ndotofetsy ( 08/11/2009 23:00)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. terrywui ( 09/11/2009 11:11)
SAMOANA / ALEO ALOHA HAZAVA AMINDRANGAH FA TSY PREZIDA TELO ZANY IREO LETY A§ CO-PREZIKA IREO !! TSISY VALEUR NY OTRAN'NY TIM IHANY ZANY !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0521