KABARIN'NY RAVALOMANANA (avy any Addis Abeba)
1. kidoropamba
(
07/11/2009 13:22)
Mazava ny kabarin'ny Marc Ravalomanana androany:
http://www.dailymotion.com/video/x3xycn_eric-manana-aza-homena-tsiny_music
Toa mampalahelo indray.
http://www.dailymotion.com/video/x3xycn_eric-manana-aza-homena-tsiny_music
Toa mampalahelo indray.
novalian'i terrywui ny 09/11/2009 11:08
2. xxx
(
07/11/2009 13:34)
tsy mbola misy tafavoaka ny ala anie zao, mbola samy ao daholo aloha fa rehefa tonga lé fifidianana d ho hita eo zay tena favy! efa mazava b aloha fa raha i lavanify kelifingotra d tsy ho lany eo raha toa ka hilatsaka fa aleo d efa mihonina!
3. xxx
(
07/11/2009 19:40)
Ravalomanana tsy manana rohim-pihavanana @ Eric Andriamanana ry kidoro a ! Eric ireny ankizy niara lehibe taminay ary fantatro ny fiainam-pianakaviany !!
4. terrywui
(
09/11/2009 11:08)
Kobo be ,ndray Ravalo zany ry xxx2 fa fianakam's n'i Eric Andriamanana iany kay de mody be fialana be eo !...hin hin hin !
--slt rakidoro ! ny tena milay alou rakidoro amzao de ny olombaovao araka ny kozinlah ireny ihany marina raha ny toedraharaha no arahina ! nefa lety iza ?? ravalo aloha efa stop e! ampy ny azy zay ! ratsiraka efa godraka be izy sy zafy ! andry rajoelina ndray otran'ny tsy de tena mahafapo fa aleo mihitsy ry reto mijerijery taratra hafa noho ireo a! amzay ko mitovitovy hevitra izahay sy rahery !
---faharoa : Ifiona miandry andry ah ato ho ato fa manao alahelon-zus ndry de za no lazaindry fa lohan'angidina !!.... kayyyy!!