NAHAZO HERY VAOVAO NY TGV ! LASA IZAO ....

1. terrywui ( 07/11/2009 11:23)
ISY HAMBARA FA DE MITENY HO AZY LE FANAMBARAN'I ANDRY RAJOELINA TENY IVATO MIALOHAN'NY HANDE INY E

EFA NANDEFITRA BE IZAHAY TAMININY MAPUTO INY ! EFA BE NO NANDEFERANA KA RAHA MBOLA BE DONGY SY RATSY SAINA IHANY DE HO APOAKANAY





TGV FOREVER
novalian'i bazylou ny 07/11/2009 18:20
2. pikatti ( 07/11/2009 11:36)
tsy maintsy e :-D
http://www.dailymotion.com/video/x25kuq_rija-rasolondraibe-tsy-maintsy_music
3. maryline ( 07/11/2009 12:19)
(l) (l) Misaotra leisy Pikatti an! Tsy maintsy ho any @ dada isika e!
4. bazylou ( 07/11/2009 12:21)
dadanreo lany bala sy kerysahy le aza, lanin"ny cox, beeeurkk vive tgv :-D :-D :-D
5. maryline ( 07/11/2009 12:29)
bazylou:

dadanreo lany bala sy kerysahy le aza, lanin"ny cox, beeeurkk vive tgv :-D :-D :-D



Inona hono ny mahazo ry Bazylou ô! nokekerin'ny amboakely tiana ngah ny oron'ise toa mivoka afo hihihi :-*
6. pikatti ( 07/11/2009 12:40)
Revena manja foana e, ny politika io tsy mety ho tapitra ,ary ahitana kianina foana fa zao aloha de aleo revena ry maryline :* :* :*
Hitontona @ 630 millions€ avy any @ UE aloha dia hanaraka @ zay ny sasany é =D> =D> =D>
7. ifiona ( 07/11/2009 16:36)
wiwi manao lohan'angidina :twisted:
8. xxx ( 07/11/2009 17:31)
ifiona:

wiwi manao lohan'angidina :twisted:
sady bandy mivika no misy fahavoazana, bandy tsy milamina


:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
9. bazylou ( 07/11/2009 18:20)
maryline o, izahay izao no manjaka e, nyanareo efa lany daty ; :* :* :* :* :roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0839