Aleo ho entin'ny tompony ihany ny Fitondrany e !

1. stalingrad ( 07/11/2009 10:33)
Io efa hitanareo io moa izany ny fanapahakevitry ny societén'ny fianakam's ka dia miala tsiny fa lasa TGV daholo zahay izao e! veloma zany le korotana tao amin TIM sy ny ts fetezana lava niainana tao ary ny fanaovanjavatra tsy mety tafavoaka foana tao amin TIM tao !
-zao ndray zany ny fahavoazana manaraka de io "voadona mafy" io ndray ! toeran'ny Prezida no nandrandraina kay petsa no azo !
--tsisy zavatra tsara azo raisina mihitsy tokoa aloha tao amin TIM tao e! lany andro fotsiny zahay tao sady niady tamin namana mahafinaritra tato fotsiny nefa zavadoza no hita tany !! beeeeuuurrrrrrkkkk ozy bazylou namako be zay :-* !





TGV FOREVER !
novalian'i xxx ny 07/11/2009 12:52
2. HERY2 ( 07/11/2009 10:45)
mbola mandray namana izahay zay vonona hanaraka anay nareo ! :-* :-* :-* :-* :-* sady mila olona betsaka ny antoko izao hanomezana HERY2 (HERY vaovao!) azy !!
3. terrywui ( 07/11/2009 10:47)
TGV FOREVER !...

TGV FOREVER !...
4. kidoropamba ( 07/11/2009 10:59)
Efa maro ny "analizy" AVO LENTA(hin hin hin) narosoko teto izay fa tena tsy nisy niditra tao an-tsain'ny TIM (izay VOKY LALITRA tao anatin'ny 8 volana) fa "bizna" ihany no mahamay an-dravalo fa tsy io "dada" "dada" nareo io.

Président Rajoelina ary Manana "andraikitra sy asan'ny Chef d'Etat" fa ireto "co-président" roa ireto kosa dia "manotrona" azy fotsiny (mitazona gôdasy" é. hin hin hin hin
5. terrywui ( 07/11/2009 11:15)
hin hin hin hin hin ! hon hon hon
6. bazylou ( 07/11/2009 11:50)
manotrona an, ireo le miaritra ny fofona fotsiny e, vive tgv :-P :-P :-P
7. xxx ( 07/11/2009 12:52)
terrywui=hery2=stalingrade=swan= olona iray misy fahavoazana her her her !! hon hon hon!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0497