Création d’un Conseil de la présidence de la Transition

21. pikatti ( 07/11/2009 11:45)
Miaraha hatrany @ farany e,de minoa hatrany
:-D
http://www.dailymotion.com/video/x4sn9s_mino-aho-rija-rasolondraibe_music
22. diloo ( 08/11/2009 15:37)
Ok Pikatti. Dombera ary an! :-*
23. esserra ( 08/11/2009 16:53)
Akaro ny vera dia aleo hifaly jiaby ry pikatti sy ny namana tsy an-kanavaka efa ato ry Billy sy Diloo,misy zus koa ho an'ny Andriambavilanitra :-* :*
Milay e,dia mitohy ny dia isika rahateo manaraka foana ny zava-misy
;-)
24. diloo ( 08/11/2009 17:08)
Ok Essera. :-*
25. pikatti ( 08/11/2009 23:05)
Zay aloha fa tafa le blocage e, ny ambiny ho hita eo ihany ,ny coms tsy maintsy misy fiainana daholo zany ,soa ihany fa tsisy pensée unique :lol:
26. fijo ( 10/11/2009 22:00)
izay hilazan'ny mpanao gazety azy tsy olana,fa ny zavadehibe dia ny hoe raha tsy misy ny sonian'izy telo tsy azo ekena ny fanapahan kevitra,izay no atao hoe fiaraha mitantana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0673