Manakaiky ny farany

1. rabaradaka ( 06/11/2009 05:36)
Re sy malaza fa manakaiky ny fivoahana ny crise ry zareo aty Addis Abeba, fa manakaiky koa ny faran'ny fanjakazakan'ny Andry TGV sy ny HAT. Hijoro ny Amerikana hametraka ny paikady avy aminy handaminana ny crise ary ho vita hatreo ny an'ny La Frantsanareo
novalian'i fijo ny 06/11/2009 20:39
2. pikatti ( 06/11/2009 05:56)
Les Etats-Unis aient fait savoir qu’un maintien de Andry Rajoelina, auteur principal du changement non démocratique de gouvernement, signifie l’explosion sociale à Madagascar en raison probablement des conséquences des sanctions qui attendent le pays. Jusque très tard dans la nuit de ce mercredi 4 novembre 2009, rien de concret à propos de la réunion au sommet d’Addis-Abeba sur la sortie de crise malgache.
tribune
3. pikatti ( 06/11/2009 06:02)
L’Union européenne a prévenu que les sanctions vont immédiatement sévir ; autrement dit, le Xe FED va s’évanouir et en méme temps les aides budgétaires de l’Union européenne à l’Etat malgache. Devant cette échéance, Andry Rajoelina a répondu que nul ne peut faire pression sur la mouvance qu’il dirige.
tribune.
Mizesta foana hoa ,tsy ao mihintsy le aleo ny Tanindrazana alohan'ny hambom-po,tsisy valera !!!!
4. zoam ( 06/11/2009 06:24)
tsy maintsy ho vita eo e ,kely sisa
mody manao be loha fotsiny sisa ,sady efa zatra manao chantage ny pokina
5. nancy ( 06/11/2009 07:09)
Tsy efa andeha handaza any lafrantsa ndray ve izao le bekonetaka iny?
"tsy avelan'ireo mitsy aho ry renimalala fa ahoana ndray ny paika?"

zoam:

tsy maintsy ho vita eo e ,kely sisa
mody manao be loha fotsiny sisa ,sady efa zatra manao chantage ny pokina



6. fijo ( 06/11/2009 20:39)
tsy lasa intsony i zaza kely e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3323