i pikati sy wuiwui sendra tafahoana tampoka tao ampefiloha

1. xxx ( 04/11/2009 22:25)
http://www.dailymotion.com/video/x6n1uk_kakakaka-dem-trano-lava-be_fun
novalian'i maryline ny 05/11/2009 19:40
2. ifiona ( 04/11/2009 22:42)
ary tena ôtran' ireo mihitsy no neritreretiko ny pôzin'i pikatti sy wiwi :-D :-D :-D
3. pikatti ( 04/11/2009 22:54)
Tsisy hafa @ reo =)) =)) =))
4. pikatti ( 04/11/2009 23:01)
de iza @ reo aloha no tian'ifiona fa zah ary :lol:
5. xxx ( 04/11/2009 23:39)
zà ndray mihevitra fa i bazylou sy ndontofetsy hihihi
6. ifiona ( 05/11/2009 05:29)
pikatti >>> lé bandy miseho voalohany :lol:
xxx >>> hahaha ye poncible ko zany kle :roll: :roll: :roll:
7. vitamatavy ( 05/11/2009 05:40)
mamely mafy ny akama kosa ry ifiona izany an
ary soa dia i salopart sy dotonfetsy kosa ary ireo en vrai
8. pikatti ( 05/11/2009 08:32)
ifiona>voalohany raha hanohitra ny tsy rariny e ,indrindra ty fanonganam-panjakana ity :lol:
9. Mirananirina ( 05/11/2009 12:23)
=)) =)) =)) mampihomehy koa ilay izy.
10. vitamatavy ( 05/11/2009 17:04)
ka tsy maintsy asiana fampihomezana kely fa sempotra be ny politika ry zalahy eto dia miteniteny foana
11. pikawui ( 05/11/2009 17:17)
:-D :-D :-D
12. terrywui ( 05/11/2009 18:32)
mba aoka zay ra zoam ty adalanlah mandefandefa jereo eto jereo eto ty fa efa serieux be ny kozy zao a! tsy itanlah angah fa efa hienjera ireo tgvendrana ireo ? kely sisa de ho azo ny fandresena ry zanak'i dada ah !
13. pokatti ( 05/11/2009 18:40)
ra zoam ndoza iny ihany no nanao an'io ,ntss
14. maryline ( 05/11/2009 19:40)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: Iza hono no pikatti de iza no wuiwui :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1267